auto save
This commit is contained in:
parent
32a62d9427
commit
5f61d5b410
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 10 Koafa nirôrogno avy tantampon-tanety zare, dia narôvany mafy mbô tsy hivôlambôlagna na amin-jôvy na amin-jôvy ny raha hitan-jare, koà tsy raha mitsangagna amin'ny maty edy ny Zanak'Ologno. \v 9 Ary dia nitanan-jare nihinjare fôgna zany vôlagna zany, kanaifa nifampagnotany zare ny amin'ny tôkony ho dikan'iany " fitsanganagna amin'ny maty" zany.
|
\v 10 Koafa nirôrogno avy tantampon-tanety zare, dia narôvany mafy mbô tsy hivôlambôlagna na amin-jôvy na amin-jôvy ny raha hitan-jare, koà tsy raha mitsangagna amin'ny maty edy ny Zanak'Ologno. \v 9 Ary dia nitanan-jare nihinjare fôgna zany vôlagna zany, kanaifa nifampagnotany zare ny amin'ny tôkony ho dikany zany " fitsanganagna amin'ny maty" zany.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 11 \v 12 \v 13 Nagnontany Azy zare nagnanjany: " Nagnino zare mpanôratra lalàgna no nagnambara fô tsimaintsy hoavy alôhaka Elia?" Avik'izy tamin-jare nagnanjany: "Afa tonga voalôhany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasôratra fô ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro sady atào mitôvy amin'ologno tsisy dikany? Kanaifa ambarako aminare fô afa havy i Elia, sady natan'ologno taminazy raha jiaby tiàny fônazy, araka ze afa voalazan'ny Sôratra Masigny mahakasiky azy."
|
\v 13 Nagnontany Azy zare nagnanjany: " Nagnino zare mpanôratra lalàgna no nagnambara fô tsimaintsy hoavy alôhaka Elia?" \v 12 Avik'izy tamin-jare nagnanjany: "Afa tonga voalôhany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasôratra fô ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro sady atào mitôvy amin'ologno tsisy dikany? \v 11 Kanaifa ambarako aminare fô afa havy i Elia, sady natan'ologno taminazy raha jiaby tiàny fônazy, araka ze afa voalazan'ny Sôratra Masigny mahakasiky azy."
|
Loading…
Reference in New Issue