From 5f61d5b410e82d30dfb34ba6de5dda3a1fe4b3ba Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 04:19:34 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 09/09.txt | 2 +- 09/11.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/09/09.txt b/09/09.txt index 0e922111..9b859492 100644 --- a/09/09.txt +++ b/09/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Koafa nirôrogno avy tantampon-tanety zare, dia narôvany mafy mbô tsy hivôlambôlagna na amin-jôvy na amin-jôvy ny raha hitan-jare, koà tsy raha mitsangagna amin'ny maty edy ny Zanak'Ologno. \v 9 Ary dia nitanan-jare nihinjare fôgna zany vôlagna zany, kanaifa nifampagnotany zare ny amin'ny tôkony ho dikan'iany " fitsanganagna amin'ny maty" zany. \ No newline at end of file +\v 10 Koafa nirôrogno avy tantampon-tanety zare, dia narôvany mafy mbô tsy hivôlambôlagna na amin-jôvy na amin-jôvy ny raha hitan-jare, koà tsy raha mitsangagna amin'ny maty edy ny Zanak'Ologno. \v 9 Ary dia nitanan-jare nihinjare fôgna zany vôlagna zany, kanaifa nifampagnotany zare ny amin'ny tôkony ho dikany zany " fitsanganagna amin'ny maty" zany. \ No newline at end of file diff --git a/09/11.txt b/09/11.txt index ac11122b..43c2db50 100644 --- a/09/11.txt +++ b/09/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 Nagnontany Azy zare nagnanjany: " Nagnino zare mpanôratra lalàgna no nagnambara fô tsimaintsy hoavy alôhaka Elia?" Avik'izy tamin-jare nagnanjany: "Afa tonga voalôhany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasôratra fô ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro sady atào mitôvy amin'ologno tsisy dikany? Kanaifa ambarako aminare fô afa havy i Elia, sady natan'ologno taminazy raha jiaby tiàny fônazy, araka ze afa voalazan'ny Sôratra Masigny mahakasiky azy." \ No newline at end of file +\v 13 Nagnontany Azy zare nagnanjany: " Nagnino zare mpanôratra lalàgna no nagnambara fô tsimaintsy hoavy alôhaka Elia?" \v 12 Avik'izy tamin-jare nagnanjany: "Afa tonga voalôhany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasôratra fô ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro sady atào mitôvy amin'ologno tsisy dikany? \v 11 Kanaifa ambarako aminare fô afa havy i Elia, sady natan'ologno taminazy raha jiaby tiàny fônazy, araka ze afa voalazan'ny Sôratra Masigny mahakasiky azy." \ No newline at end of file