Sun Nov 17 2019 18:28:33 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 18:28:33 -08:00
parent a6beba86cc
commit 4bf0dd5cd5
5 changed files with 4 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Nandaiha agny Jerosalema zareo, ary nitsôfotro tao an-kianjan'ny tempoly Izy ary nantomboko nandroaka ny ampivarotro ndraiky ny ampivanga jiaby tao. Nalavony ny latabatr'ireo mpanakalo vola ndraiky ny sezin-jareo mpandafo pizigny. 16 Tsy nagnambaila na zôvy na zôvy nitondra raha zay manjary alafo hitsôfotro ny kianjan'ny tempoly Izy.
\v 15 Nandaiha agny Jerosalema zareo, ary nitsôfotro tao an-kianjan'ny tempoly Izy ary nantomboko nandroaka ny ampivarotro ndraiky ny ampivanga jiaby tao. Nalavony ny latabatr'ireo mpanakalo vola ndraiky ny sezin-jareo mpandafo pizigny. \v 16 Tsy nagnambaila na zôvy na zôvy nitondra raha zay manjary alafo hitsôfotro ny kianjan'ny tempoly Izy.

View File

@ -1 +1 @@
17 Dia nampianatra zareo Izy kay nivolagna hoe: "Tsy afa voasoratra moa hoe: " Ny tragnonaha dia hantsovigny hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby? Naifa natanareo ho tragno fivorian'ny mpangalatra." 18 Regnin-jareo lohan'ny mpisôrogno ndraiky zareo mpanoratra lalàgna zay nivolagniny, dia nizaha fomba hamonoagna Azy zareo. Fao natahotro Azy zareo satria ny vahoaka jiaby dia gaga tamin'ny fampianarany. 19 Koafa havy ny hariva, dia niala ny tanàgna zareo.
\v 17 Dia nampianatra zareo Izy kay nivolagna hoe: "Tsy afa voasoratra moa hoe: " Ny tragnonaha dia hantsovigny hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby? Naifa natanareo ho tragno fivorian'ny mpangalatra." \v 18 Regnin-jareo lohan'ny mpisôrogno ndraiky zareo mpanoratra lalàgna zay nivolagniny, dia nizaha fomba hamonoagna Azy zareo. Fao natahotro Azy zareo satria ny vahoaka jiaby dia gaga tamin'ny fampianarany. \v 19 Koafa havy ny hariva, dia niala ny tanàgna zareo.

View File

@ -1 +1 @@
20 Koafa nandaiha zareo ny maraindraigny, dia nahita lehy kakazon'aviavy nalazo hatramin'ny vahany. 21 Ary Petera nahatsaro kay nivolagna hoe: ''Mpagnanatra ô, Nalazo lehy aviavy nihizôgninao."
\v 20 Koafa nandaiha zareo ny maraindraigny, dia nahita lehy kakazon'aviavy nalazo hatramin'ny vahany. \v 21 Ary Petera nahatsaro kay nivolagna hoe: ''Mpagnanatra ô, Nalazo lehy aviavy nihizôgninao."

View File

@ -1 +1 @@
22 Jesôsy namaly zareo hoe: "Manàgna finoagna an-Jagnahary. 23 Volagniky aminareo marigny tatôboe fao na zôvy na zôvy mivaolagana amin'ny tô tampon-tanety tô hoe; "Mitsangàna kay milavoa agny an-dranomasigny, koa tsisy fisalasalagna ao am-pôny fao mankatô fa hitranga aminy zay nambarany, dia karaha zany no hatan-Jagnahary.
\v 22 Jesôsy namaly zareo hoe: "Manàgna finoagna an-Jagnahary. \v 23 Volagniky aminareo marigny tatôboe fao na zôvy na zôvy mivaolagana amin'ny tô tampon-tanety tô hoe; "Mitsangàna kay milavoa agny an-dranomasigny, koa tsisy fisalasalagna ao am-pôny fao mankatô fa hitranga aminy zay nambarany, dia karaha zany no hatan-Jagnahary.

View File

@ -232,7 +232,6 @@
"11-15",
"11-17",
"11-20",
"11-22",
"11-24",
"11-27",
"11-29",