Sun Nov 17 2019 18:26:33 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 18:26:33 -08:00
parent 9c2401168d
commit a6beba86cc
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 7 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy. 8 Fôntry ny ôlogno namailatra ny lambany tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. 9 Zareo zay nandaihateo alohany ndraiky zareo nagnaraka Azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lehy araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. 10 Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna ambony "
\v 7 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy. \v 8 Fôntry ny ôlogno namailatra ny lambany tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. \v 9 Zareo zay nandaihateo alohany ndraiky zareo nagnaraka Azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lehy araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. \v 10 Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna ambony "

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Aveo Jesôsy nitsôfotro tao Jerosalema kay nandaiha an-kianjan'ny tempoly ary nizahazaha raha jiaby. Ary afa nahai- ariva ny andro, dia nagnano diabe nandaiha tagny Betania Izy ndraiky zareo aroa ambinifolo lahy.12 Ny andro fagnaraka, koafa nimpody avy agny Betania zareo, dia tihinagna Izy.
\v 11 Aveo Jesôsy nitsôfotro tao Jerosalema kay nandaiha an-kianjan'ny tempoly ary nizahazaha raha jiaby. Ary afa nahai- ariva ny andro, dia nagnano diabe nandaiha tagny Betania Izy ndraiky zareo aroa ambinifolo lahy. \v 12 Ny andro fagnaraka, koafa nimpody avy agny Betania zareo, dia tihinagna Izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Ary nahita kakazon'aviavy misiraviny avy tarô lavidavitry, dia nagnatogno Izy hizaha raha misy taignany taminazy, ary koafa nandaiha tamin'izany Izy, dia tsy nahita na ino na ino koa tsiraha raviny edy, fao tsy mbala fotoagna famoazan'ny aviavy tamin'io. 14 Ary Izy nivolagna tamin-jany hoe: "Tsisy hihinagna ny taignany avy aminao eky barikidintany." Ary ny mpianany naharegny zany.
\v 13 Ary nahita kakazon'aviavy misiraviny avy tarô lavidavitry, dia nagnatogno Izy hizaha raha misy taignany taminazy, ary koafa nandaiha tamin'izany Izy, dia tsy nahita na ino na ino koa tsiraha raviny edy, fao tsy mbala fotoagna famoazan'ny aviavy tamin'io. \v 14 Ary Izy nivolagna tamin-jany hoe: "Tsisy hihinagna ny taignany avy aminao eky barikidintany." Ary ny mpianany naharegny zany.

View File

@ -226,6 +226,7 @@
"11-title",
"11-01",
"11-04",
"11-07",
"11-11",
"11-13",
"11-15",