Fri Oct 25 2019 11:20:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 11:20:33 -04:00
parent 3020836bde
commit 41e49e88fa
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Nisy araiky tamin-jareo mpanaoratra lalàgna havy ary naharegny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no lalàgna tegna gaida amin'izy jiaby?" \v 29 Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tompo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tompo. \v 30 Tsy maintsy mankatia ny Tompo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, amin'ny herinao jiaby. \v 31 Tô no lalàgna, faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny namanao mitôvy ny taignanao anao.' Tsisy lalàgna hafa gaida, mihoatra ankoatran'reo."
\v 28 Nisy araiky tamin-jareo mpanaoratra lalàgna havy ary naharegny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no lalàgna tegna gaida amin'izy jiaby?" \v 29 Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tômpo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tômpo. \v 30 Tsy maintsy mankatia ny Tômpo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, amin'ny herinao jiaby. \v 31 Tô no lalàgna, faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny namanao mitôvy ny taignanao anao.' Tsisy lalàgna hafa gaida, mihoatra ankoatran'reo."