From 41e49e88fa6642c0d3fcb60cc503bc0c3194d85c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 25 Oct 2019 11:20:33 -0400 Subject: [PATCH] Fri Oct 25 2019 11:20:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 12/28.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/28.txt b/12/28.txt index 112955f2..93cde410 100644 --- a/12/28.txt +++ b/12/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 Nisy araiky tamin-jareo mpanaoratra lalàgna havy ary naharegny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no lalàgna tegna gaida amin'izy jiaby?" \v 29 Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tompo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tompo. \v 30 Tsy maintsy mankatia ny Tompo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, amin'ny herinao jiaby. \v 31 Tô no lalàgna, faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny namanao mitôvy ny taignanao anao.' Tsisy lalàgna hafa gaida, mihoatra ankoatran'reo." \ No newline at end of file +\v 28 Nisy araiky tamin-jareo mpanaoratra lalàgna havy ary naharegny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no lalàgna tegna gaida amin'izy jiaby?" \v 29 Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tômpo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tômpo. \v 30 Tsy maintsy mankatia ny Tômpo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, amin'ny herinao jiaby. \v 31 Tô no lalàgna, faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny namanao mitôvy ny taignanao anao.' Tsisy lalàgna hafa gaida, mihoatra ankoatran'reo." \ No newline at end of file