Fri Oct 25 2019 12:46:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 12:46:33 -04:00
parent 9b5f697e86
commit 1f3005805f
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 Koafa hitan'ny lehy kapiteny zay nitsangagna salakady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vaiavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'izany Maria Magdalaina, Maria (Ninin'i Jakoba zandriny ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy aveo nanompo Azy zareo. Ary vaiavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema.
\v 39 Koafa hitan'ny lehy kapiteny zay nitsangagna salakady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vaiavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'izany Maria Magdalaina, Maria (Ninin'i Jakoba zandriny ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy aveo nanompo Azy zareo. Ary vaiavy maro hafa koa niara-niakatra taminazy tagny Jerosalema.

View File

@ -1 +1 @@
\v 42 Koafa avy ny haligny, satria andro fiomanagna, zany hoe, andro alaohaka sabata io, \v 43 dia avy teo Josefa avy agny Armatia. Mpikambagna hajaigny ao amin'ny Synedriona izy, zay nandigny ny Fanjakagnan-Jagnahary. Nanam-pahasakiagna izy nandeha tagny amin'i Pilato hangaho ny fatin'i Jesôsy. \v 44 Gaga Pilato hoe afa maty edy Jesôsy; dia nantsoviny lehy kapiteny ary nagnontany azy izy raha maty Jesôsy.
\v 42 Koafa avy ny haligny, satria andro fiomanagna, zany hoe, andro alaohaka sabata io, \v 43 dia avy teo Josefa avy akagny Armatia. Mpikambagna hajaigny ao amin'ny Synedriona izy, zay nandigny ny Fanjakagnan-Jagnahary. Nanam-pahasakiagna izy nandeha tagny amin'i Pilato hangaho ny fatin'i Jesôsy. \v 44 Gaga Pilato hoe afa maty edy Jesôsy; dia nantsoviny lehy kapiteny ary nagnontany azy izy raha maty Jesôsy.

View File

@ -105,7 +105,7 @@
"15-31",
"15-33",
"15-36",
"15-42",
"15-39",
"15-45"
]
}