diff --git a/15/39.txt b/15/39.txt index 65b89462..c2af725e 100644 --- a/15/39.txt +++ b/15/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 Koafa hitan'ny lehy kapiteny zay nitsangagna salakady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vaiavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'izany Maria Magdalaina, Maria (Ninin'i Jakoba zandriny ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy aveo nanompo Azy zareo. Ary vaiavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema. \ No newline at end of file +\v 39 Koafa hitan'ny lehy kapiteny zay nitsangagna salakady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vaiavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'izany Maria Magdalaina, Maria (Ninin'i Jakoba zandriny ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy aveo nanompo Azy zareo. Ary vaiavy maro hafa koa niara-niakatra taminazy tagny Jerosalema. \ No newline at end of file diff --git a/15/42.txt b/15/42.txt index b21c2589..295d8941 100644 --- a/15/42.txt +++ b/15/42.txt @@ -1 +1 @@ -\v 42 Koafa avy ny haligny, satria andro fiomanagna, zany hoe, andro alaohaka sabata io, \v 43 dia avy teo Josefa avy agny Armatia. Mpikambagna hajaigny ao amin'ny Synedriona izy, zay nandigny ny Fanjakagnan-Jagnahary. Nanam-pahasakiagna izy nandeha tagny amin'i Pilato hangaho ny fatin'i Jesôsy. \v 44 Gaga Pilato hoe afa maty edy Jesôsy; dia nantsoviny lehy kapiteny ary nagnontany azy izy raha maty Jesôsy. \ No newline at end of file +\v 42 Koafa avy ny haligny, satria andro fiomanagna, zany hoe, andro alaohaka sabata io, \v 43 dia avy teo Josefa avy akagny Armatia. Mpikambagna hajaigny ao amin'ny Synedriona izy, zay nandigny ny Fanjakagnan-Jagnahary. Nanam-pahasakiagna izy nandeha tagny amin'i Pilato hangaho ny fatin'i Jesôsy. \v 44 Gaga Pilato hoe afa maty edy Jesôsy; dia nantsoviny lehy kapiteny ary nagnontany azy izy raha maty Jesôsy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index c82a0c24..946f37aa 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -105,7 +105,7 @@ "15-31", "15-33", "15-36", - "15-42", + "15-39", "15-45" ] } \ No newline at end of file