Fri Oct 25 2019 12:42:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 12:42:33 -04:00
parent 797e550dbd
commit 10a61fd869
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 Nisy ôlogno araiky nihazakazaka, nagnidigny divaigny marikivy ny eponzy, ary nagnapaitaka zany tamin'ny volotara, dia nagnamia zany higiahiny. Lehy lalahy nivolagna hoe: "Ambilao ho hitanay asa ho avy hampirôrogno Azy akeo Elia." \v 37 Avakeo Jesôsy nangaiky tamin'ny feo mafy dia maty. \v 38 Triaka nizara aroa hatragny ambony sy bariky ambany ny lamban'ny tempoly.
\v 36 Nisy ôlogno araiky nihazakazaka, nagnidigny divaigny marikivy ny eponzy, ary nagnapaitaka zany tamin'ny volotara, dia nagnamia zany higiahiny. Lehy lalahy nivolagna hoe: "Ambilao ho hitanay asa ho avy hampirôrogno Azy akeo Elia." \v 37 Avakeo Jesôsy nangaiky tamin'ny feo mafy dia maty. \v 38 Triaka nizara aroa hatragny ambony sy bariko ambany ny lamban'ny tempoly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 Koafa hitan'ny lay kapiteny zay nitsangagna sady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vaiavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'zany Maria Magdalaina, Maria (Renin'i Jakoba zandriny ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy ndraiky nanompo Azy zareo. Ary vaiavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema.
\v 39 Koafa hitan'ny lehy kapiteny zay nitsangagna salakady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vaiavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'zany Maria Magdalaina, Maria (Renin'i Jakoba zandriny ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy ndraiky nanompo Azy zareo. Ary vaiavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema.

View File

@ -104,7 +104,7 @@
"15-29",
"15-31",
"15-33",
"15-39",
"15-36",
"15-42",
"15-45"
]