Fri Oct 25 2019 12:40:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 12:40:33 -04:00
parent 367a078238
commit 797e550dbd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 Nisy ôlogno araiky nihazakazaka, nagnidigny divaigny marikivy ny eponzy, ary nagnapaitaka zany tamin'ny volotara, dia nagnamia zany ho giahiny. Lehy lalahy nivolagna hoe: "Aoka ho hitanay asa ho avy hampijôtso Azy akeo Elia." \v 37 Avy eo Jesôsy nangaiky tamin'ny feo mafy dia maty. \v 38 Triaka nizara aroa bariky ambony sy bariky ambany ny lamban'ny tempoly.
\v 36 Nisy ôlogno araiky nihazakazaka, nagnidigny divaigny marikivy ny eponzy, ary nagnapaitaka zany tamin'ny volotara, dia nagnamia zany higiahiny. Lehy lalahy nivolagna hoe: "Ambilao ho hitanay asa ho avy hampirôrogno Azy akeo Elia." \v 37 Avakeo Jesôsy nangaiky tamin'ny feo mafy dia maty. \v 38 Triaka nizara aroa hatragny ambony sy bariky ambany ny lamban'ny tempoly.