Thu Oct 24 2019 12:38:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 12:38:18 -04:00
parent 54b073cbf1
commit bbeca27d98
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 3 \v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Koa raha Zagnahary no nanangagna areo niaraka tamin'i Kristy, tadiavo reo raha agny ambony, zay idaohan'i Kristy eo an-tagnankavanan-Jagnahary. Dinoho reo raha agny ambony, fao tsy reo raha eto an-tany. Fao afa maty areo, ary ny fiainagna areo dia mivôny miaraka amin'ny Kristy ao amin-Jagnahary. Koafa miboaka i Kristy, fiainagnareo, dia areo koa hiaraka hiboaka aminy ao aminy ao amim-bogninahitry. [Fagnamarihagna eny ambanin'ny pejy: Reo dikan-teny taloha sasany mivolagna hoe: "Koafa miboka Kristy, izay fiainagnareo, dia areo
\c 3 \v 1 Koa raha Zagnahary no nanangagna areo niaraka tamin'i Kristy, tadiavo reo raha agny ambony, zay idaohan'i Kristy eo an-tagnankavanan-Jagnahary. \v 2 Dinoho reo raha agny ambony, fao tsy reo raha eto an-tany. \v 3 Fao afa maty areo, ary ny fiainagna areo dia mivôny miaraka amin'ny Kristy ao amin-Jagnahary. \v 4 Koafa miboaka i Kristy, fiainagnareo, dia areo koa hiaraka hiboaka aminy ao aminy ao amim-bogninahitry. [Fagnamarihagna eny ambanin'ny pejy: Reo dikan-teny taloha sasany mivolagna hoe: "Koafa miboka Kristy, izay fiainagnareo, dia areo fogna koa dia hiaraka hiboaka miaraka aminy am-bogninahitry.]