From bbeca27d98e7a9291b19d334ed0ab128d9595104 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Thu, 24 Oct 2019 12:38:18 -0400 Subject: [PATCH] Thu Oct 24 2019 12:38:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 03/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index fc1d478..503111f 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 3 \v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Koa raha Zagnahary no nanangagna areo niaraka tamin'i Kristy, tadiavo reo raha agny ambony, zay idaohan'i Kristy eo an-tagnankavanan-Jagnahary. Dinoho reo raha agny ambony, fao tsy reo raha eto an-tany. Fao afa maty areo, ary ny fiainagna areo dia mivôny miaraka amin'ny Kristy ao amin-Jagnahary. Koafa miboaka i Kristy, fiainagnareo, dia areo koa hiaraka hiboaka aminy ao aminy ao amim-bogninahitry. [Fagnamarihagna eny ambanin'ny pejy: Reo dikan-teny taloha sasany mivolagna hoe: "Koafa miboka Kristy, izay fiainagnareo, dia areo \ No newline at end of file +\c 3 \v 1 Koa raha Zagnahary no nanangagna areo niaraka tamin'i Kristy, tadiavo reo raha agny ambony, zay idaohan'i Kristy eo an-tagnankavanan-Jagnahary. \v 2 Dinoho reo raha agny ambony, fao tsy reo raha eto an-tany. \v 3 Fao afa maty areo, ary ny fiainagna areo dia mivôny miaraka amin'ny Kristy ao amin-Jagnahary. \v 4 Koafa miboaka i Kristy, fiainagnareo, dia areo koa hiaraka hiboaka aminy ao aminy ao amim-bogninahitry. [Fagnamarihagna eny ambanin'ny pejy: Reo dikan-teny taloha sasany mivolagna hoe: "Koafa miboka Kristy, izay fiainagnareo, dia areo fogna koa dia hiaraka hiboaka miaraka aminy am-bogninahitry.] \ No newline at end of file