Thu Oct 24 2019 12:06:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
005d454439
commit
2aae3f0bee
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 21 \v 22 \v 23 Tamin'ny fotoagna araiky fogna koa, dia vahiny tamin-Jagnahary ary fahavalony tao an-tsaigny ndraiky tamin'reo asa jiaby. Fa avaizo, Izy no nampihavagna areo tamin'ny haignin'ny vatany manontolo tamin'ny alalan'ny fahafataisagna. Nitsabony zany mbô hanaovagna areo ho masigny, tsy hanam-pondro eo agnatraihany, ary nagnala baraka Azy noho ny Fagnaratsiagna, raha manôhy amin 'ny finoagna areo, miorigny ndraiky mafy origny, dia aza miala
|
||||
\v 21 \v 22 \v 23 Tamin'ny fotoagna araiky fogna koa, dia vahiny tamin-Jagnahary ary fahavalony tao an-tsaigny ndraiky tamin'reo asa jiaby. Fa avaizo, Izy no nampihavagna areo tamin'ny haignin'ny vatany manontolo tamin'ny alalan'ny fahafataisagna. Nitsabony zany mbô hanaovagna areo ho masigny, tsy hanam-pondro eo agnatraihany, ary nagnala baraka Azy noho ny Fagnaratsiagna, raha manôhy amin 'ny finoagna areo, miorigny ndraiky mafy origny, dia aza miala amin'ny fanantenagna mahatokin'ny vaovao maharavoravo zay regninareo. Tô no vaovao maharavoravo zay nambara tamin'ny ôlogno jiaby
|
Loading…
Reference in New Issue