diff --git a/01/21.txt b/01/21.txt index 79d7b1c..a629a5e 100644 --- a/01/21.txt +++ b/01/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 \v 23 Tamin'ny fotoagna araiky fogna koa, dia vahiny tamin-Jagnahary ary fahavalony tao an-tsaigny ndraiky tamin'reo asa jiaby. Fa avaizo, Izy no nampihavagna areo tamin'ny haignin'ny vatany manontolo tamin'ny alalan'ny fahafataisagna. Nitsabony zany mbô hanaovagna areo ho masigny, tsy hanam-pondro eo agnatraihany, ary nagnala baraka Azy noho ny Fagnaratsiagna, raha manôhy amin 'ny finoagna areo, miorigny ndraiky mafy origny, dia aza miala \ No newline at end of file +\v 21 \v 22 \v 23 Tamin'ny fotoagna araiky fogna koa, dia vahiny tamin-Jagnahary ary fahavalony tao an-tsaigny ndraiky tamin'reo asa jiaby. Fa avaizo, Izy no nampihavagna areo tamin'ny haignin'ny vatany manontolo tamin'ny alalan'ny fahafataisagna. Nitsabony zany mbô hanaovagna areo ho masigny, tsy hanam-pondro eo agnatraihany, ary nagnala baraka Azy noho ny Fagnaratsiagna, raha manôhy amin 'ny finoagna areo, miorigny ndraiky mafy origny, dia aza miala amin'ny fanantenagna mahatokin'ny vaovao maharavoravo zay regninareo. Tô no vaovao maharavoravo zay nambara tamin'ny ôlogno jiaby \ No newline at end of file