Sun Nov 17 2019 20:04:30 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 20:04:31 -08:00
parent a26de0a290
commit e29cf9b9a6
6 changed files with 10 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 6 Fao zao no sitran-Jagnahary, dia ny hagnamasigny areo, mbô hialanareo amin'ny fijangajanganareo,\v 3 lehy ahaizan'ny tsiraikeraiky avy aminareo ny fomba azahoagna ny fanaka ny aigniny akao amin'ny fahamasignagna vogninahitra, \v 5 tsy amin'ny filan-dratsy(tôrotro reo jentilisa lehy tsy mahay zagnahary.) Aoka tsy hisy ôlognohandika na hagnaratsy ny rahalahiny amin-jany. Fao ny Tômpo no namaly amin'ny regny raha jiaby regny, karaha ny nampitandtraimanay mialôha ndraiky nitsangananay tomoa taminareo. .
\v 3 Fao zao no sitran-Jagnahary, dia ny hagnamasigny areo, mbô hialanareo amin'ny fijangajanganareo, \v 4 lehy ahaizan'ny tsiraikeraiky avy aminareo ny fomba azahoagna ny fanaka ny aigniny akao amin'ny fahamasignagna vogninahitra, \v 5 tsy amin'ny filan-dratsy(tôrotro reo jentilisa lehy tsy mahay zagnahary.) \v 6 Aoka tsy hisy ôlognohandika na hagnaratsy ny rahalahiny amin-jany. Fao ny Tômpo no namaly amin'ny regny raha jiaby regny, karaha ny nampitandtraimanay mialôha ndraiky nitsangananay tomoa taminareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Fao Zagnahary tsy nagnantso zahay ho amin'ny fahalotoagna, fao amin'ny fahamasinagna. Noho zany lehy tsy magneky zany dia tsy magneky olôgno, fao Zagnahry, lehy nagnamia Fagnahy Masigny hoanareo
\v 7 Fao Zagnahary tsy nagnantso zahay ho amin'ny fahalotoagna, fao amin'ny fahamasinagna. \v 8 Noho zany lehy tsy magneky zany dia tsy magneky olôgno, fao Zagnahry, lehy nagnamia Fagnahy Masigny hoanareo

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 \v 12 Mahakasiky ny fifankatiavan'ny mpirahahy, tsy mila olôgnon-kafa areo hanôratra hoanareo, fao areo aignynareo dia nampianarin-Jagnahary mbô hifankatia. Atanareo tatô zany, hanareo rahalahy jiaby zay airan'iMakedonia. Fao zahay dia magnanatra areo, oà rahalahy, mbô hagnano mihoatra. Magnanatra areo koa zahay mbô hagnandragna hiaigny ampilaminagna, handiniky ny raharahanareo manokagna, aveo hiasa amin'ny aigninareo, araka ny nagnirahanay areo, mbô hanagnanareo fitondrantaigna tsara ake alohaka reo tsy mankatô avake tsy hanagna raha hampijaly.
\v 9 Mahakasiky ny fifankatiavan'ny mpirahahy, tsy mila olôgnon-kafa areo hanôratra hoanareo, fao areo aignynareo dia nampianarin-Jagnahary mbô hifankatia. \v 10 Atanareo tatô zany, hanareo rahalahy jiaby zay airan'iMakedonia. Fao zahay dia magnanatra areo, oà rahalahy, mbô hagnano mihoatra. \v 11 Magnanatra areo koa zahay mbô hagnandragna hiaigny ampilaminagna, handiniky ny raharahanareo manokagna, aveo hiasa amin'ny aigninareo, araka ny nagnirahanay areo, \v 12 mbô hanagnanareo fitondrantaigna tsara ake alohaka reo tsy mankatô avake tsy hanagna raha hampijaly.

View File

@ -1 +1 @@
Fao tsy tianay tsy ho hanareo, oa rahalahy, ny mahakasika reo lehy afa naty, mbô tsy haharavagna areo tôrotrô reo ambiny lehy tsy managna antoko ny amin'ny hoavy. Fao raha mankato atsika fa Jesôsy dia maty ave nitsangagna ndraiky, dia karha zany koa no hitognoasan-Jagnahary miaraka amin'i Jesôsy reo lehy afa naty tao aminazy. Fao tô no nambaranay aminareo tamin'ny tenin'ny TOmpo, fao atsika lehy veligno, zay mbôla tavaila amin'ny faviagnan'ny Tompo, dia tsy hialôha tatô reo lehy afa maty.
\v 13 Fao tsy tianay tsy ho hanareo, oa rahalahy, ny mahakasika reo lehy afa naty, mbô tsy haharavagna areo tôrotrô reo ambiny lehy tsy managna antoko ny amin'ny hoavy. \v 14 Fao raha mankato atsika fa Jesôsy dia maty ave nitsangagna ndraiky, dia karha zany koa no hitognoasan-Jagnahary miaraka amin'i Jesôsy reo lehy afa naty tao aminazy. \v 15 Fao tô no nambaranay aminareo tamin'ny tenin'ny TOmpo, fao atsika lehy veligno, zay mbôla tavaila amin'ny faviagnan'ny Tompo, dia tsy hialôha tatô reo lehy afa maty.

View File

@ -1 +1 @@
Fao ny aignin'ny Tômpo hirôrogno avy agny andagnitry. Ho tonga miaraka amin'ny feo ambony Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, aveo amin'ny trompetran-Jagnahary, ave ny maty akao amin'ny Kristy no hitsagnagna voalohany. Aveo atsika lehy velogno, lehy mbôla tavaila,hiaraka hiakatra aminjareo agny amin'ny rondro kay hitratro amin'ny Tompo agny amin'ny habakabaka. Aminjany die hiaraka amin'ny Tômpo lalandava atsika. Noho zany, mifankaheraiza amireo teny reo.
\v 16 Fao ny aignin'ny Tômpo hirôrogno avy agny andagnitry. Ho tonga miaraka amin'ny feo ambony Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, aveo amin'ny trompetran-Jagnahary, ave ny maty akao amin'ny Kristy no hitsagnagna voalohany. \v 17 Aveo atsika lehy velogno, lehy mbôla tavaila,hiaraka hiakatra aminjareo agny amin'ny rondro kay hitratro amin'ny Tompo agny amin'ny habakabaka. Aminjany die hiaraka amin'ny Tômpo lalandava atsika. \v 18 Noho zany, mifankaheraiza amireo teny reo.

View File

@ -63,6 +63,11 @@
"03-11",
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-07",
"04-09",
"04-13",
"04-16",
"05-01",
"05-04",
"05-08",