diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index edfa3a0..ca2e94c 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 6 Fao zao no sitran-Jagnahary, dia ny hagnamasigny areo, mbô hialanareo amin'ny fijangajanganareo,\v 3 lehy ahaizan'ny tsiraikeraiky avy aminareo ny fomba azahoagna ny fanaka ny aigniny akao amin'ny fahamasignagna vogninahitra, \v 5 tsy amin'ny filan-dratsy(tôrotro reo jentilisa lehy tsy mahay zagnahary.) Aoka tsy hisy ôlognohandika na hagnaratsy ny rahalahiny amin-jany. Fao ny Tômpo no namaly amin'ny regny raha jiaby regny, karaha ny nampitandtraimanay mialôha ndraiky nitsangananay tomoa taminareo. . \ No newline at end of file +\v 3 Fao zao no sitran-Jagnahary, dia ny hagnamasigny areo, mbô hialanareo amin'ny fijangajanganareo, \v 4 lehy ahaizan'ny tsiraikeraiky avy aminareo ny fomba azahoagna ny fanaka ny aigniny akao amin'ny fahamasignagna vogninahitra, \v 5 tsy amin'ny filan-dratsy(tôrotro reo jentilisa lehy tsy mahay zagnahary.) \v 6 Aoka tsy hisy ôlognohandika na hagnaratsy ny rahalahiny amin-jany. Fao ny Tômpo no namaly amin'ny regny raha jiaby regny, karaha ny nampitandtraimanay mialôha ndraiky nitsangananay tomoa taminareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/07.txt b/04/07.txt index ef1b156..7ac0ac1 100644 --- a/04/07.txt +++ b/04/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Fao Zagnahary tsy nagnantso zahay ho amin'ny fahalotoagna, fao amin'ny fahamasinagna. Noho zany lehy tsy magneky zany dia tsy magneky olôgno, fao Zagnahry, lehy nagnamia Fagnahy Masigny hoanareo \ No newline at end of file +\v 7 Fao Zagnahary tsy nagnantso zahay ho amin'ny fahalotoagna, fao amin'ny fahamasinagna. \v 8 Noho zany lehy tsy magneky zany dia tsy magneky olôgno, fao Zagnahry, lehy nagnamia Fagnahy Masigny hoanareo \ No newline at end of file diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt index f0864e0..afb283b 100644 --- a/04/09.txt +++ b/04/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 \v 12 Mahakasiky ny fifankatiavan'ny mpirahahy, tsy mila olôgnon-kafa areo hanôratra hoanareo, fao areo aignynareo dia nampianarin-Jagnahary mbô hifankatia. Atanareo tatô zany, hanareo rahalahy jiaby zay airan'iMakedonia. Fao zahay dia magnanatra areo, oà rahalahy, mbô hagnano mihoatra. Magnanatra areo koa zahay mbô hagnandragna hiaigny ampilaminagna, handiniky ny raharahanareo manokagna, aveo hiasa amin'ny aigninareo, araka ny nagnirahanay areo, mbô hanagnanareo fitondrantaigna tsara ake alohaka reo tsy mankatô avake tsy hanagna raha hampijaly. \ No newline at end of file +\v 9 Mahakasiky ny fifankatiavan'ny mpirahahy, tsy mila olôgnon-kafa areo hanôratra hoanareo, fao areo aignynareo dia nampianarin-Jagnahary mbô hifankatia. \v 10 Atanareo tatô zany, hanareo rahalahy jiaby zay airan'iMakedonia. Fao zahay dia magnanatra areo, oà rahalahy, mbô hagnano mihoatra. \v 11 Magnanatra areo koa zahay mbô hagnandragna hiaigny ampilaminagna, handiniky ny raharahanareo manokagna, aveo hiasa amin'ny aigninareo, araka ny nagnirahanay areo, \v 12 mbô hanagnanareo fitondrantaigna tsara ake alohaka reo tsy mankatô avake tsy hanagna raha hampijaly. \ No newline at end of file diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index 8e21103..569924a 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -Fao tsy tianay tsy ho hanareo, oa rahalahy, ny mahakasika reo lehy afa naty, mbô tsy haharavagna areo tôrotrô reo ambiny lehy tsy managna antoko ny amin'ny hoavy. Fao raha mankato atsika fa Jesôsy dia maty ave nitsangagna ndraiky, dia karha zany koa no hitognoasan-Jagnahary miaraka amin'i Jesôsy reo lehy afa naty tao aminazy. Fao tô no nambaranay aminareo tamin'ny tenin'ny TOmpo, fao atsika lehy veligno, zay mbôla tavaila amin'ny faviagnan'ny Tompo, dia tsy hialôha tatô reo lehy afa maty. \ No newline at end of file +\v 13 Fao tsy tianay tsy ho hanareo, oa rahalahy, ny mahakasika reo lehy afa naty, mbô tsy haharavagna areo tôrotrô reo ambiny lehy tsy managna antoko ny amin'ny hoavy. \v 14 Fao raha mankato atsika fa Jesôsy dia maty ave nitsangagna ndraiky, dia karha zany koa no hitognoasan-Jagnahary miaraka amin'i Jesôsy reo lehy afa naty tao aminazy. \v 15 Fao tô no nambaranay aminareo tamin'ny tenin'ny TOmpo, fao atsika lehy veligno, zay mbôla tavaila amin'ny faviagnan'ny Tompo, dia tsy hialôha tatô reo lehy afa maty. \ No newline at end of file diff --git a/04/16.txt b/04/16.txt index ca7c701..9bd1974 100644 --- a/04/16.txt +++ b/04/16.txt @@ -1 +1 @@ -Fao ny aignin'ny Tômpo hirôrogno avy agny andagnitry. Ho tonga miaraka amin'ny feo ambony Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, aveo amin'ny trompetran-Jagnahary, ave ny maty akao amin'ny Kristy no hitsagnagna voalohany. Aveo atsika lehy velogno, lehy mbôla tavaila,hiaraka hiakatra aminjareo agny amin'ny rondro kay hitratro amin'ny Tompo agny amin'ny habakabaka. Aminjany die hiaraka amin'ny Tômpo lalandava atsika. Noho zany, mifankaheraiza amireo teny reo. \ No newline at end of file +\v 16 Fao ny aignin'ny Tômpo hirôrogno avy agny andagnitry. Ho tonga miaraka amin'ny feo ambony Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, aveo amin'ny trompetran-Jagnahary, ave ny maty akao amin'ny Kristy no hitsagnagna voalohany. \v 17 Aveo atsika lehy velogno, lehy mbôla tavaila,hiaraka hiakatra aminjareo agny amin'ny rondro kay hitratro amin'ny Tompo agny amin'ny habakabaka. Aminjany die hiaraka amin'ny Tômpo lalandava atsika. \v 18 Noho zany, mifankaheraiza amireo teny reo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 54abcda..c882c58 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -63,6 +63,11 @@ "03-11", "04-title", "04-01", + "04-03", + "04-07", + "04-09", + "04-13", + "04-16", "05-01", "05-04", "05-08",