Fri Jan 24 2020 15:26:37 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:26:38 -05:00
commit 93dc28277b
11 changed files with 28 additions and 2 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Avia, anarô zaigny manam-bola, mitomagnia daiky midradradradrà nony irô fahoriagna avy aminarô.\v 2 Haraigna narô efa io, draiky fisikinagna efa lanin'ny kalalao.\v 3 Volamaina narô ndraiky volafotsy narô efa harafesigny. Ny harafesigny ho vavolombelogno hiampanga anarô. nakajianarô haraignanarô mba ho amindrô farany.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Ity, karaman-drô mpiasa izay niasa taninarô, araiky nazonarô, zegny mitaraigny; sady ny fitaraignan'ny mpamokatra efa navy amin'ny sofigny ny Tôpin'ny maro. \v 5Niaigny tamin'ny haregna teto an-tany anarô sady fa nagnèram-pô tamin'ny tegnanarô. Efa namangna ny fônarô amin'ny andra hamonoagnarô anarô. \v 6Nisazy sady namono olo marigny anarô. Tsy nasakana anarô izy.

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Kai mba mahareta ry avako aby, mandra-pihavian'ny Tompo. Ny mpitsabo miambigny vokatra sarobidy boaka amin'ny tany. Miambigny amin'ny faharetagna izy, mandra-pazahoany zegny ny aloha draiky farany. \v 8Anarô fo koa mahareta. Fatara ny fônarô, fôtony fa marikitry hoavy ny Tompo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Kaza mfampitantara olagna ry avako aby, mba tsy hitsaraigna anarô. Igny fa, ny mitsara mitsangana amin'ny varavargna iô.\v 10Angala ohatra araiky za ry avak aby, boaka amin'ny fijaliagna draiky faharetan-drô mpaminany, irô izay nivolagna tamin'ny agnaran'ny Tompo. \v 11Ita koa fa, ataontsika kara sambatra igny irô fa niharitry. Efa regninarô ny fiharetan'i Joba, ary hainarô ny tanjogno ny Tompo, ny maha-feno hinakinaka draiky famelahan-keloko.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa ny tegna agnabo ry avako aby, kaza mihaingny amin'ny lagnitry, na amin'ny tany na amin'ny fiainagna hafa. Fa alô sitrany volagninarô fa hoe: "Ya" mba "Ya" sady ny "aha" baika mba ho "aha," mba tsy hidriky amin'ny fitsaragna anarô.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Misy olo araiky aminarô io mijaly amin'ny ady sarotro? alô izy mba ivavaka. Misy olo koa faly? Tokony hihira hira fideragna y.\v 14Misy marary ma aminarô ao? Tokony mikaiky olobe ny fiangonagna izy, sady tokony hivavaka hoanany koa zegny irô. Tokony hagnosotro menaka izy amin'ny agnaran'ny Tompo irô.\v 15Ny vavaka am-pinoagna no agnajanga nyolo marary, ary Tompo hanagna izy. Izikoa izy nanota, hamela izy Zagnahary.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16Kai mifamelaha heloko anarô, mifampivavaha koa mba ho janga anarô. Ny vavaka ataon' olo marigny zegny tegna matanjaka amin'ny fasagnany.\v 17Elia zegny lehilahy nitovy tamintsika fo. Fa nivavaka mare izy baika tsy hilatsahan'ny mahalegny, sady tsy latsaka taminany tany tagnatin'ny telo taogno draiky telo fanjava.\v 18Baka tio bala draiky nivavaka koa izy. Ny lagnitry zegny nagnamia mahalegny, sady ny tany namokatra.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Ry avako aby, izikoa misy araiky amianarô miala amin'ny fahamarignana, ary misy araiky magnampody izy, \v 20tokony ho hain'olo io fa na azovy na azovy magnadoso mpanonta araiky amin'ny làlagna tsy marigny, hagnavotro izy amin'ny fahafatesagna, sady agnasitriky fahotagna marobe.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Chapitre 5

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -7,6 +8,8 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> d787c27fe6cfcf14b627d1537f6137108be37564
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -34,4 +37,7 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 59328a0f661f2b5ec42694d37575bd9d03ddea22
=======
>>>>>>> d787c27fe6cfcf14b627d1537f6137108be37564

View File

@ -33,7 +33,18 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD114"
"MAD114",
"MAD112"
],
"finished_chunks": []
"finished_chunks": [
"05-title",
"05-01",
"05-04",
"05-09",
"05-12",
"05-16",
"05-13",
"05-19",
"05-07"
]
}