diff --git a/05/01.txt b/05/01.txt new file mode 100644 index 0000000..acb141f --- /dev/null +++ b/05/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Avia, anarô zaigny manam-bola, mitomagnia daiky midradradradrà nony irô fahoriagna avy aminarô.\v 2 Haraigna narô efa io, draiky fisikinagna efa lanin'ny kalalao.\v 3 Volamaina narô ndraiky volafotsy narô efa harafesigny. Ny harafesigny ho vavolombelogno hiampanga anarô. nakajianarô haraignanarô mba ho amindrô farany. \ No newline at end of file diff --git a/05/04.txt b/05/04.txt new file mode 100644 index 0000000..adc0c48 --- /dev/null +++ b/05/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4Ity, karaman-drô mpiasa izay niasa taninarô, araiky nazonarô, zegny mitaraigny; sady ny fitaraignan'ny mpamokatra efa navy amin'ny sofigny ny Tôpin'ny maro. \v 5Niaigny tamin'ny haregna teto an-tany anarô sady fa nagnèram-pô tamin'ny tegnanarô. Efa namangna ny fônarô amin'ny andra hamonoagnarô anarô. \v 6Nisazy sady namono olo marigny anarô. Tsy nasakana anarô izy. \ No newline at end of file diff --git a/05/07.txt b/05/07.txt new file mode 100644 index 0000000..6e7ca9e --- /dev/null +++ b/05/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7Kai mba mahareta ry avako aby, mandra-pihavian'ny Tompo. Ny mpitsabo miambigny vokatra sarobidy boaka amin'ny tany. Miambigny amin'ny faharetagna izy, mandra-pazahoany zegny ny aloha draiky farany. \v 8Anarô fo koa mahareta. Fatara ny fônarô, fôtony fa marikitry hoavy ny Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/05/09.txt b/05/09.txt new file mode 100644 index 0000000..ed003f3 --- /dev/null +++ b/05/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9Kaza mfampitantara olagna ry avako aby, mba tsy hitsaraigna anarô. Igny fa, ny mitsara mitsangana amin'ny varavargna iô.\v 10Angala ohatra araiky za ry avak aby, boaka amin'ny fijaliagna draiky faharetan-drô mpaminany, irô izay nivolagna tamin'ny agnaran'ny Tompo. \v 11Ita koa fa, ataontsika kara sambatra igny irô fa niharitry. Efa regninarô ny fiharetan'i Joba, ary hainarô ny tanjogno ny Tompo, ny maha-feno hinakinaka draiky famelahan-keloko. \ No newline at end of file diff --git a/05/12.txt b/05/12.txt new file mode 100644 index 0000000..5a58fd9 --- /dev/null +++ b/05/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Fa ny tegna agnabo ry avako aby, kaza mihaingny amin'ny lagnitry, na amin'ny tany na amin'ny fiainagna hafa. Fa alô sitrany volagninarô fa hoe: "Ya" mba "Ya" sady ny "aha" baika mba ho "aha," mba tsy hidriky amin'ny fitsaragna anarô. \ No newline at end of file diff --git a/05/13.txt b/05/13.txt new file mode 100644 index 0000000..ec94a06 --- /dev/null +++ b/05/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 13Misy olo araiky aminarô io mijaly amin'ny ady sarotro? alô izy mba ivavaka. Misy olo koa faly? Tokony hihira hira fideragna y.\v 14Misy marary ma aminarô ao? Tokony mikaiky olobe ny fiangonagna izy, sady tokony hivavaka hoanany koa zegny irô. Tokony hagnosotro menaka izy amin'ny agnaran'ny Tompo irô.\v 15Ny vavaka am-pinoagna no agnajanga nyolo marary, ary Tompo hanagna izy. Izikoa izy nanota, hamela izy Zagnahary. \ No newline at end of file diff --git a/05/16.txt b/05/16.txt new file mode 100644 index 0000000..7b36fdb --- /dev/null +++ b/05/16.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 16Kai mifamelaha heloko anarô, mifampivavaha koa mba ho janga anarô. Ny vavaka ataon' olo marigny zegny tegna matanjaka amin'ny fasagnany.\v 17Elia zegny lehilahy nitovy tamintsika fo. Fa nivavaka mare izy baika tsy hilatsahan'ny mahalegny, sady tsy latsaka taminany tany tagnatin'ny telo taogno draiky telo fanjava.\v 18Baka tio bala draiky nivavaka koa izy. Ny lagnitry zegny nagnamia mahalegny, sady ny tany namokatra. \ No newline at end of file diff --git a/05/19.txt b/05/19.txt new file mode 100644 index 0000000..e17dda8 --- /dev/null +++ b/05/19.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 19Ry avako aby, izikoa misy araiky amianarô miala amin'ny fahamarignana, ary misy araiky magnampody izy, \v 20tokony ho hain'olo io fa na azovy na azovy magnadoso mpanonta araiky amin'ny làlagna tsy marigny, hagnavotro izy amin'ny fahafatesagna, sady agnasitriky fahotagna marobe. \ No newline at end of file diff --git a/05/title.txt b/05/title.txt new file mode 100644 index 0000000..46502cd --- /dev/null +++ b/05/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Chapitre 5 \ No newline at end of file diff --git a/LICENSE.md b/LICENSE.md index 61d45e9..e73bc66 100644 --- a/LICENSE.md +++ b/LICENSE.md @@ -1,4 +1,5 @@ <<<<<<< HEAD +<<<<<<< HEAD # License This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA. @@ -7,6 +8,8 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/). ======= +======= +>>>>>>> d787c27fe6cfcf14b627d1537f6137108be37564 # License ## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0) @@ -34,4 +37,7 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation. No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material. +<<<<<<< HEAD >>>>>>> 59328a0f661f2b5ec42694d37575bd9d03ddea22 +======= +>>>>>>> d787c27fe6cfcf14b627d1537f6137108be37564 diff --git a/manifest.json b/manifest.json index e29cc84..35ce787 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -33,7 +33,18 @@ ], "parent_draft": {}, "translators": [ - "MAD114" + "MAD114", + "MAD112" ], - "finished_chunks": [] + "finished_chunks": [ + "05-title", + "05-01", + "05-04", + "05-09", + "05-12", + "05-16", + "05-13", + "05-19", + "05-07" + ] } \ No newline at end of file