auto save
This commit is contained in:
parent
70b279ed1a
commit
59dd97bfa8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 Mikasiky favian'i Jesosy Kristy Tompotsika draiky namoriagna antsika iaraka aminanay : magnotany anarô zahay ralahy, mba tsy mora tabitabaigny na hangorohoro anaro, na amin'ny fagnahy, na amin'ny hafatra, na amin'ny taratasy izegny baka aminay, baka amin'ny fihavian'izegny andran'ny Tompo izegny.
|
||||
\v 1 Mikasiky favian'i Jesosy Kristy Tompotsika draiky namoriagna antsika iaraka aminanay : magnotany anarô zahay ralahy,\v 2 mba tsy mora tabitabaigny na hangorohoro anaro, na amin'ny fagnahy, na amin'ny hafatra, na amin'ny taratasy izegny baka aminay, baka amin'ny fihavian'izegny andran'ny Tompo izegny.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 3 \v 4 Kaza ambela hisy olo hamitaka anaro amin'ny fomba hafahafa. Tsy ho avy raha zegny izy koa tsy hafaran'ny fahavian'ny faharavanigny, bako lelahy mpandika lalàgna draiky, zanaky fanaovagna raha tsy manjary aseho. [Fagnamariagna : dikany volagna taloha sasany : "bako lelahy mpanota aseho"]. Izy araiky manohitry draiky mampanonga tegnany amin'ny raha jiaby kaliagna Zagnahary na izegny hivavagna. Baka amin'izegny, nipetrahany tao amin'ny Tragnon-dRagnahary draiky nampisehoany tegnany ho kara zagnahary.
|
||||
\v 3 Kaza ambela hisy olo hamitaka anaro amin'ny fomba hafahafa. Tsy ho avy raha zegny izy koa tsy hafaran'ny fahavian'ny faharavanigny, bako lelahy mpandika lalàgna draiky, zanaky fanaovagna raha tsy manjary aseho. [Fagnamariagna : dikany volagna taloha sasany : "bako lelahy mpanota aseho"].\v 4 Izy araiky manohitry draiky mampanonga tegnany amin'ny raha jiaby kaliagna Zagnahary na izegny hivavagna. Baka amin'izegny, nipetrahany tao amin'ny Tragnon-dRagnahary draiky nampisehoany tegnany ho kara zagnahary.
|
Loading…
Reference in New Issue