auto save

This commit is contained in:
MAD113 2020-01-22 00:43:03 -05:00 committed by root
parent 67171a1158
commit 70b279ed1a
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mikasiky favian'i Jesosy Kristy Tompotsika draiky namoriagna antsika iaraka aminanay : magnotany anarô zahay ralahy, mba tsy mora tabitabaigny na hangorohoro anaro, na amin'ny fagnahy, na amin'ny hafatra, na amin'ny taratasy izegny baka aminay, baka amin'ny fihavian'izegny andran'ny Tompo izegny.
\v 1 \v 2 Mikasiky favian'i Jesosy Kristy Tompotsika draiky namoriagna antsika iaraka aminanay : magnotany anarô zahay ralahy, mba tsy mora tabitabaigny na hangorohoro anaro, na amin'ny fagnahy, na amin'ny hafatra, na amin'ny taratasy izegny baka aminay, baka amin'ny fihavian'izegny andran'ny Tompo izegny.

View File

@ -1 +1 @@
Zahay tokony magnamia fankasitragna ndRagnahary ho anarô fo, ralahy nitiavin'ny Tompo. Zagnahary nifidy anarô voalohany vokatra amin'ny famonjegna amin'ny fagnamasigna Fagnahy draiky finoagna fahamarignana [Fagnamarihagna : dikany volagna hafa vakigna : Zagnahary nifidy anarô rango tamin'ny voalohany amin'ny famonjiagna]. Izegny nikahiagna anarô tamin'ny filazantsaranay mba ahazoanarô voninahitr'i Jesosy Kristy Tompontsika. Dikan'izegny, ralahy, mijoroa mafy. Tana irô fahamarignana nampianarigny anarô. Na tamin'ny volagna na tamin'ny taratasinay.
\v 13 \v 14 \v 15 Zahay tokony magnamia fankasitragna ndRagnahary ho anarô fo, ralahy nitiavin'ny Tompo. Zagnahary nifidy anarô voalohany vokatra amin'ny famonjegna amin'ny fagnamasigna Fagnahy draiky finoagna fahamarignana [Fagnamarihagna : dikany volagna hafa vakigna : Zagnahary nifidy anarô rango tamin'ny voalohany amin'ny famonjiagna]. Izegny nikahiagna anarô tamin'ny filazantsaranay mba ahazoanarô voninahitr'i Jesosy Kristy Tompontsika. Dikan'izegny, ralahy, mijoroa mafy. Tana irô fahamarignana nampianarigny anarô. Na tamin'ny volagna na tamin'ny taratasinay.