auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-17 22:13:23 -05:00 committed by root
parent 547fa161b9
commit d810fb88e1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 Gne mpivarotry gne enta izay lasa mpanan-karena noho izy da hiala aminazy lavitry nohon'gne fatahora gne fijalia, hiatagny sy hisaogny mafy. Nizàka indreo hoe: "Loza, Loza ho an'gne lamban-drongony tena tsara, volomparasy, sy mena ary noravaha tamè volamena, firavaky sarobidy, ary vatosoa! Agnatin'gne lera raiky da hanjavogny izany hare zany. "Gne kapitenin-tsambo agnaby, gne nandeha egny ambonin'gne ranomasy aby, tatsambo, sy izay rehe
\v 15 \v 16 \v 17 Gne mpivarotry gne enta izay lasa mpanan-karena noho izy da hiala aminazy lavitry nohon'gne fatahora gne fijalia, hiatagny sy hisaogny mafy. Nizàka indreo hoe: "Loza, Loza ho an'gne nitafy lamban-drongony tena tsara, volomparasy, sy mena ary noravaha tamè volamena, firavaky sarobidy, ary vatosoa! Agnatin'gne lera raiky da hanjavogny izany hare zany. "Gne kapitenin-tsambo agnaby, gne nandeha egny ambonin'gne ranomasy aby, tatsambo, sy izay rehetra mimpetraky an-dranomasy, da hitsanga alavitry.