auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-17 22:13:23 -05:00 committed by root
parent b3cc98b486
commit 547fa161b9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 Gne mpivarotry gne enta izay lasa mpanan-karena noho izy da hiala aminazy lavitry nohon'gne fatahora gne fijalia, hiatagny sy hisaogny mafy. Nizàka indreo hoe: "Loza, Loza ho an'gne lamban-drongony tena tsara, volomparasy, sy mena ary noravaha tamè volamena, firavaky sarobidy, ary vatosoa! Agnatin'gne lera raiky da hanjavogny izany hare zany.
\v 15 \v 16 \v 17 Gne mpivarotry gne enta izay lasa mpanan-karena noho izy da hiala aminazy lavitry nohon'gne fatahora gne fijalia, hiatagny sy hisaogny mafy. Nizàka indreo hoe: "Loza, Loza ho an'gne lamban-drongony tena tsara, volomparasy, sy mena ary noravaha tamè volamena, firavaky sarobidy, ary vatosoa! Agnatin'gne lera raiky da hanjavogny izany hare zany. "Gne kapitenin-tsambo agnaby, gne nandeha egny ambonin'gne ranomasy aby, tatsambo, sy izay rehe