auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-17 22:13:23 -05:00 committed by root
parent 9f3fd34ecb
commit 9fb5193ee4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nikiaky indreo raha vao nahita gne setrokin'gne fahamaizagny. Nizaka indreo hoe: "Tanà ino gne akô tanà zakabe?" Nanimpy vovoky teny andohany izy, nikiaky mafy, nitomagny, sy nisaogny nanao hoe: "Loza, loza ho an'gne tanà zakabe izay nisy gne rehetra nana ireo sambo an-dranomasy gne togna mpanakarena avy ame harenany. Fa tao agnatiny gne lera raiky da Simba izany." "Mifalia aminazy, ry lagnitry, ianareo mpino,
Nikiaky indreo raha vao nahita gne setrokin'gne fahamaizagny. Nizaka indreo hoe: "Tanà ino gne akô tanà zakabe?" Nanimpy vovoky teny andohany izy, nikiaky mafy, nitomagny, sy nisaogny nanao hoe: "Loza, loza ho an'gne tanà zakabe izay nisy gne rehetra nana ireo sambo an-dranomasy gne togna mpanakarena avy ame harenany. Fa tao agnatiny gne lera raiky da Simba izany." "Mifalia aminazy, ry lagnitry, ianareo mpino, ary mpaminany, fa Andriamanitry nitondra ny fitsaranareo taminazy!"