auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-17 22:13:23 -05:00 committed by root
parent f25dbb2a6b
commit 9f3fd34ecb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nikiaky indreo raha vao nahita gne setrokin'gne fahamaizagny. Nizaka indreo hoe: "Tanà ino gne akô tanà zakabe?" Nanimpy vovoky teny andohany izy, nikiaky mafy, nitomagny, sy nisaogny nanao hoe: "Loza, loza ho an'gne tanà zakabe izay nisy gne rehetra nana ireo sambo an-dranomasy gne togna mpanakarena avy ame harenany. Fa tao agnatin
Nikiaky indreo raha vao nahita gne setrokin'gne fahamaizagny. Nizaka indreo hoe: "Tanà ino gne akô tanà zakabe?" Nanimpy vovoky teny andohany izy, nikiaky mafy, nitomagny, sy nisaogny nanao hoe: "Loza, loza ho an'gne tanà zakabe izay nisy gne rehetra nana ireo sambo an-dranomasy gne togna mpanakarena avy ame harenany. Fa tao agnatiny gne lera raiky da Simba izany." "Mifalia aminazy, ry lagnitry, ianareo mpino,