auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-12 09:12:09 -05:00 committed by root
parent ccc9bcaa26
commit 14c2e13b9c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nihira hira vaovao teo aloan'e seza fiandriana sy teo aloan'gne rahà-managnay efatry sy gne loholo indreo. Tsy nisy ndre ia ndre ia afaky nianatry gne hira afa-tsy gne 144.000 izay novidy avy teto an-tany avao. Io da olo izay tsy nandoto gne tegnandreo tamim-biavy, fa niteno gne zakany madio ara-nofo indreo. Izany da izay magnaraky gne Zanak'ondry na aia na aia ombany. Izy ireny da novidy avy tamy gn'olombelo mitovy amè voloham-bokatry ho an,Andriamanitra sy ho an'e Zanak'ondry. Tsy nisy vandy hita tao amy gne molotri-
Nihira hira vaovao teo aloan'e seza fiandriana sy teo aloan'gne rahà-managnay efatry sy gne loholo indreo. Tsy nisy ndre ia ndre ia afaky nianatry gne hira afa-tsy gne 144.000 izay novidy avy teto an-tany avao. Io da olo izay tsy nandoto gne tegnandreo tamim-biavy, fa niteno gne zakany madio ara-nofo indreo. Izany da izay magnaraky gne Zanak'ondry na aia na aia ombany. Izy ireny da novidy avy tamy gn'olombelo mitovy amè voloham-bokatry ho an,Andriamanitra sy ho an'e Zanak'ondry. Tsy nisy vandy hita tao amy gne molotrin-dreo, tsy manan-tsigny indreo. [Fagnamariha: Gne dikazaka sasany magnampy hoe: "teo alohan'gne seza