From 14c2e13b9c422ad1130115e540b4658c8fac1b1a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD135 <> Date: Wed, 12 Feb 2020 09:12:09 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 14/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/03.txt b/14/03.txt index 09ef657..0217780 100644 --- a/14/03.txt +++ b/14/03.txt @@ -1 +1 @@ -Nihira hira vaovao teo aloan'e seza fiandriana sy teo aloan'gne rahà-managnay efatry sy gne loholo indreo. Tsy nisy ndre ia ndre ia afaky nianatry gne hira afa-tsy gne 144.000 izay novidy avy teto an-tany avao. Io da olo izay tsy nandoto gne tegnandreo tamim-biavy, fa niteno gne zakany madio ara-nofo indreo. Izany da izay magnaraky gne Zanak'ondry na aia na aia ombany. Izy ireny da novidy avy tamy gn'olombelo mitovy amè voloham-bokatry ho an,Andriamanitra sy ho an'e Zanak'ondry. Tsy nisy vandy hita tao amy gne molotri- \ No newline at end of file +Nihira hira vaovao teo aloan'e seza fiandriana sy teo aloan'gne rahà-managnay efatry sy gne loholo indreo. Tsy nisy ndre ia ndre ia afaky nianatry gne hira afa-tsy gne 144.000 izay novidy avy teto an-tany avao. Io da olo izay tsy nandoto gne tegnandreo tamim-biavy, fa niteno gne zakany madio ara-nofo indreo. Izany da izay magnaraky gne Zanak'ondry na aia na aia ombany. Izy ireny da novidy avy tamy gn'olombelo mitovy amè voloham-bokatry ho an,Andriamanitra sy ho an'e Zanak'ondry. Tsy nisy vandy hita tao amy gne molotrin-dreo, tsy manan-tsigny indreo. [Fagnamariha: Gne dikazaka sasany magnampy hoe: "teo alohan'gne seza \ No newline at end of file