Fri Jan 24 2020 15:42:43 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:42:44 -05:00
commit e9214b3728
54 changed files with 110 additions and 2 deletions

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Da nandeha tao ame synagoga i Jesosy sady nisy lehilahy maty tagna e tao. \v 2Da nagnaramaso Enazy gn' olo sasany mba hagnasitragny anigny olo igny ame andro Sabata ary mba hahafahandreo magnameloka Enazy.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Da hoy Jesosy tame lehilahy maty tagna se:"Mitsangana ategnategnany gn'olo aby etoa".\v 4 "Da nizaka tame olo Izy hoe : Aradalagna ve gne magnano soa ame gnandro sabata sa gne magnano ratsy ; gne mamonjy aigny sa gne mahafaty?"Nefa indreo tsy nahazaka.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Sosotry i Jesosy nagnety andreo,sady nalahelo Izy tame hamafisam-pondreo,da nizaka tamin'igny lehilahy igny hoe:"ataro gne tagnanao" da nahatatrin'igny lehilahy igny e tagnany da salama.\v 6 Da nizotso tao gne fariseo nisinisiniky hamono Anazy niaraky tamin'i Heroda mpanjaka.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Avy teo i Jesosy, da niaraky tame mpiatriny tamorondranomasy kaiky nisy vahoaky marobe nagnaraky andreo lahatagny Galilia da lahatagny Jodia \v 8 lahatagny Jerosalema sy nanomboky tao Edoma ka hatrame reniranon'ny Joridany sy gne magnodidigny an'ny Tyra sy Sidona.Rehefa nahare gne fahagaga vitany da nisy olo maro nagnatony andreo.

2
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 9 Da nampitady sambokidy gne mpianatrin'i Jesosy mba hipitihany amizay tsy takatry gne olo izy.\v 10 Satria Izy nagnasitragny olo maro,da nifandrobaky hikasiky aminazy aby gnolo managny arety.
.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Isake nahita Enazy gne fagnahy maloto ,da nandohalilky sady nitoreo ka hoy indreo se:"Da Anao e zanake Zagnahary. \v 12 "Da nozakainy mafy indreo mba tsy hagnambara Enazy.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Niakatry tame tendrombohitry Izy,da nangaiky izay tiany,da avy indreo. \v 14 Da nisafidy gne roambifolo lahy izy(izay angia hoe apostoly),mba hiray aminazy sady hapalalaky Enazy hagniraky handeha hitory teny\v 15 da hana fahefa handroaky demonia.\v 16 Ave teo da nanendry gne roabmifolo Izy : i Simona gne nomeny agnara hoe Petera ;

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Jakoba zanak'i zebedio, sy Jaona rahalahiny, izay nomeny agnara hoe Baonerijesy izay midika hoe zana-baratra, \v 18 da i Andrea, Filipo, Bartolemeo, Matio, Tomasy, Jakoba Zanak'Alfeo, Tadeo,Simona zelota\v 19 da i Jodasy Iskariota izay hamadika Enazy.

1
03/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Da nody tandragno Izy, da avy aby koa gne vahoaky maro, farany tsy nahina agnaby indreo.\v 21 Kay raha reny gne fianakaviany, da nijotso indreo nangala anazy, satria nozakaindreo hoe "very say Izy". \v 22 Ndre gne panora-dalagna avy tagny Jerosalema,da nijaka fa:"Idobohan'i Belzaboba Izy," Ka, " ame gnalalane mpandidy gne demonia gne androahany gne demonia".

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Da nangihan'i Jesosy hoavy aminazy eo indreo, da nijakany ame ohatry hoe: Akôry gne hahafahan'gne satana mandroky gne satana?\v 24 raha misy fanjaka miady ame fanjaka da tsy maintsy rava izany. \v 25 Ary raha misy tokatragno miady andragno da tsy mahadigny izà tokatragno zà.

1
03/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Raha nitsanga nanohitry e tegnany i satana ary nisaraky, da tsy ela da efa tapitry.\v 27 Tsy misy afaky hiditry ame tragnone gnolo matanjaky raiky ary manafiky enazy raha tsy mamehy an'igny olo matanjaky igny, ary hanafiky gne tragnony izy rehefa avy eo.

1
03/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Lazaiko amireo e marigny, fa da ho voavela agnaby e heloky gne zanak'olombelo ndre gne ompa avôkiny gne vavany,\v 29 fa gne magnompa gne Fanahy Masina da tsy voavela heloky mandrakizay.\v 30 Nambaran'i jesosy izany noho gne nijakandreo Enazy fa" manana fagnahy maloto Izy."

1
03/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Avy teo da avy lahatagny i abany amy endriny da e rahalahiny, nitsanga taty ambiky taty. Da nagnafatry olo indreo, da nampangaiky Enazy.\v 32 Nidoboky nagnodidy Enazy gne vahoaka da ho izy taminazy:" I endrinao sy gne rahalahinao da ao ivelany gnao, mitady Anao indreo."

1
03/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Da novaliany hoe: "Ia gne reniko sy gne rahalahiko!"\v 34 Da nagnety magnodidy tame olo nagnodidy Enazy Izy da hoy izy:" Iteo, itoa gne endriko sy gne rahalahiko!\v 35 Ndre ia ndre ia gne magnano gne sitrampon'e Zagnahary,da izay olo izay gne rahalahiko sy gne anabaviko sady reniko.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
toko faha 3

1
10/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Niala tamin'izanytoerana izany da nandeha tame faritry Jodia sy tagny ame faritry ambanin'e reniranon'ny Jordana, da nandeha koa tame vahoaky, Da araky gne mahazatry Enazy,da mampianatry endreo izy. \v 2 Da nagnotany Enazy gne Fariseo mba itsapa Enazy da nagntany hoe: "Aradalagny ho ane lehilahy avao gne misaraky ame vadiny? \v 3 Da namaly izy hoe: " Ino gne nibekoan'i Mosesy anareo?"\v 4 Da hoy indreo hoe: I Mosesy da nagnome alalagny e lehilahy raiky ame fisaraham-panambadia sady mandroaky anazy avy eo.

1
10/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Hoy jesosy tamindreo: "Nohon'ny hamafisany gne fonareo gne nanoratany izany lalàna izany." \v 6 Fa tame voalohany namorognan'e Zagnahary nagnambotry endreo ho lahy da vavy.

1
10/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ame gnanton'izany da elany i abany sy endriny gne lehilahy mitambatry ame vadiny izy,\v 8 da mitovy hanjary olo raiky izindroy. Ka tsy ho roy koa indreo, fa hanjary olo raiky.\v 9 Ka izay natambatre Zagnahary,da ôka tsy ho sarahiny gne olombelo."

1
10/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ary raha tao andragno indreo,da mbola nagnotany mikasiky enigny koa gne mpianatry.\v 11 Hoy izy tamindreo hoe:"Ndre ia ndre ia lehilahy misaraky ame vadiny ka magnakatry viavy hafa da mijangajanga izy.\v 12 Raha misaraky ame vadiny gne viavy ka manambady lehilahy hafa, da mijanagajanga izy."

1
10/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Avy eo indreo da ninday gne zanandreo teo amin'Azy mba hametrahany tagna, fa novignirany gne mpianatriny indreo." \v 14 Fa tsikaritry i Jesosy igny raha igny, da vignitry mafy izy da nojakainy indreo hoe: " Avelay gne zaza hagnato Enahy, sady ka rara indreo , fa gne fanjakan'Andriamanitra da andreo sady mitovy amindreo.

1
10/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Zakaiko aminareo marina dato ,ndre ia ndre ia ts mandray gne fanjakanan'Andriamanitra mitovay ame zaza madiniky, da tsy hiditry amizany koa . \v 16 Avy teo da notrotroiny ireo zaza madiniky ireo da notsofiny rano sady nametrahany tagna.

1
10/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary raha nanomboky nandeha izy, da nisy lehilahy nihazakazaky da nandohaliky teo agnatrehany, ary nagnotany hoe:" Ry mpampianatry tsara , ino gne tsy maintsy amboariko mba handovako gne fiaigna mandrakizay?"\v 18 I Jesosy namaly hoe:" Nagnino angianao hoe tsara aho? Tsy misy tsara raha tsy gne Zagnahary raiky avao.\v 19 Fatanao gne didy hoe :" Ka mamono olo, ka mijangajanga, ka mangalatry, ka mitsanga ho vavolombelo tsy maigny, ka mamitaky, hajay i abanao sy endrinao."

1
10/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Da hoy igny lehilahy igny se:" Mpampianatra ô, mbola tanora iaho da efa nariako agnaby io:" \v 21 Nagnety anazy Jesosy sady tia anazy. Da hoy Izy taminazy se: Misy raha raiky tsy ampy aminao. Tsy maintsy avidinao agnaby gne fanagnanao da zaray ame tsy mana, da hanagny haregny agny andagnitry anao. Da aviteo magnaraha Enahy. \v 22 Fa tame fizakany anizany da nalahelo izy sady nalazo gne niala teo, satria manandraha be izy.

1
10/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Nagnety gne manodidigny Enazy Jesosy sady nizaka tamempianatriny hoe: "Tena sarotray ame mpagnarivo be gne miditra fanjakan'Anandriamanitra!"\v 24 Da gaga tame zakany gne mpianatry. Da hoy koa i Jesosy tamindreo hoe: " Anaky, sarotry gne fidirany ame fanjakan'Andriamanitra!\v 25 Da mbola mora ame rameva gne miditry ame vodim-panjaitry toy izay gn'itsofohany mpagnarivo ame fanjakan'Andriamanitra."

1
10/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Da mbola gaga koa gne mpianatry da nifagnotany indreo hoe: " Ia izany gne ho vovonjy ? \v 27 " Nagnety endreo i Jesosy da hoy izy hoe:" Tsy vitany gne olo izany fa vitany gne Zagnahary. Satria gne raha agnaby da hain'Andriamanitry amboary.\v 28 Da nanomboky nizaka Taminazy i Petera hoe: " Iteo , iay toa nahafoy gne rehetra mikasiky anay da nagnaraky Enao."

1
10/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Da hoy Jesosy:" Zakaiko marina aminareo, tsy misy olo nametraky gne tragnony, na gne rahalahiny, na gne rahavaviny, na i abana, na i endriny, na gne zanany, na gne taniny noho gne aminahy sy gne filazantsara,\v 30 da tsy maintsy mitombo injato gne raha azony amin'izao andro iaignatsika izao: da tragno, rahalahy, rahavay, ren, zanaka, sy tany, miaraka ame fagnenjeha, ary ame taonjato magnaraky, da fiainagny mandrakizay.\v 31 Fa maro gne voalohany nivadiky ame farany, da gne farany nivadiky voalotany."

1
10/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Tegny andalagny indreo, hiakatry hegna Jerosalema, da i Jesosy gne nitaridala endreo. Gaga gne mpianatra, Da gne mpianatry nagnaraky Enazy tafara da natahotry. Nangian'i Jesosy indreo roambifolo lahy da nanomboky nizaka gne raha hahazo Enazy lahateo, izay efa tsy ho ela koa Izy."\v 33 Iteo, miakatry ho agny Jerosalema isika io, ary gne zanak'olo da hatolotry gne mpisoronabe sy gne mpanora-dalàna. Ho melohindreo ho faty Izy da homeny gne jentilisa. \v 34 Indreo da hagnaratsy Enazy, handrora Enzy, hamango fiky Enazy, sy hanampitry gnainy. Fa afaky telo andro da hitsanga ame maty Izy.

1
10/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, nagnotany Enazy da nizaka hoe:" Ramose ô, da tianay raha amboarinao agnaby gne raha angatahinay aminao."\v 36 Da hoy Izy tamindreo hoe:" Ino gne tianareo hamboariko aminareo?" \v 37 Da hoy indreo hoe:" Avelao iay hiara-miperaka aminao miaraky ame voninahitrao,ka gne raiky ame tagna ankavananao, da gne raiky ame tagna akavianao."

1
10/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Fa Jesosy namaly endreo hoe:"Tsy fantatrareo gneraha angatahianareo. Enareo me afaka misotro ame kapôky avy nindranomako na hiaritry hamboary batisa ame hagnamboara batisa Enahy?" \v 39 Hoy indreo Tamanazy hoe:" Vitanay izany." Nizaka tamindreo i Jesosy hoe: " Nge kalisy izay hindranomako, da hindranomanareo, da ame hagnamboara batisa Enahy gnehambora batisa anareo koa.\v 40 Fa gne midoboky eo ame tagna akavanako na ame akaviako kosa da tsy miankigny Aminahy, fa izany hondreo nagnomagna enazy izany."

1
10/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Raha nahare gne mikasika anizany gne mpianatry folo hafa, da nanomboky vignitry tanteraky tamy Jakoba sy Jaona. Nangian'i\v 42 Jesosy hagnato Enazy indreo da nizakany hoe:" Fantarareo fa endreo izay eritreretigny ho mpanampaky gne jentilisa da mampanompo endreo,da gne lehibe mpifehy endreo da magnampatray fahefa amindreo.

1
10/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Fa tsy tokony ho akoizay gne aminareo. Ndre ia ndre ia gne magniry teho zakabe aminareo da ôka izy ho andevonareo,\v 44 ary ndre ia ndre ia te ho voalohany aminareo da ôka izy ho andevonareo agnaby. \v 45 Fa gne Zanak'Olo tsy tompoy fa hanompo, sy hagnome gne Ainy ho takalony gne ainy gne maro.

1
10/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Avy tao Jeriko endreo. Raha nizotso gne tanà niaraky tamae mpianatry sy gne vahoaka marobe Izy, gne zanak'i Timeo, Bartelemeo, izay mpangataky sady jamba, nipetraky tamoron-dala.\v 47 Raha nahare izy fa i Jesosy avy tagny Nazareta izany, da nanomboky nitoreo mafy izy sady nizaka hoe: " ô Jesosy zanak' i Davida, mamindra fo aminahy!"\v 48 Maro gne nitrerogny gne jamba, nizaka enazy mba hangy. Da vao maiky nangaiky mafy:" ô zanak'i Davida , mamindra fo aminahy!"

1
10/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 49 Nijery Jesosy sady nampangaiky enezy. Nangiandreo igny jamba igny, sady nozakainy hoe:" Mahereza! mitsangana! Mangaiky enao Izy." \v 50 Nariany gnelambany, sady nitsanga,ka nandeha amy Jesosy izy.

1
10/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Da namaly anazy i Jesosy sady nizaka hoe: " Ino gne tianao hamboariko aminao?" Da hoy gne lehilahy jamba hoe:" Raby ô, te-hahita iao."\v 52 Da hoy Jesosy taminazy hoe:" Mandehana. Ny gne nahavonjy anao." Da nahita niaraky tamizay gne masony, da nagnaraky an'i Jesosy tegny andala izy.

1
10/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
toko faha 10

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nanomboky nampianatry tame gnalalany gne fagnohara i Jesosy. Hoy Izy hoe: " Nisy lehilahy nagnano tanim-boaloboky, nagnano vala magnodidy anazy, sady nandavaky famiaza. Nananga tilikambo izy da aviteo nampagnofa gne tanim-boaloboky tame mpamboly voaloboky. Daniala nandeha lavitry izy aviteo.\v 2 Tame fotoa mety, da nagniraky mpanompo ho agny ame mpamboly voaloboky izy mba hangala amindreo gne tokony ho anjarany ame vokatry tanim-boloboky.\v 3 Fa nosamborindreo izy, nofihy, sady noroahy tsy hinday ndre ino ndre ino.

1
12/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nagniraky mpanompo hafa koa izy ho agny amindreo, da noratraindreo tame lohany da nalainy baraka . \v 5 Da mbola nadefa hafa avao izy, da novonoindreo koa io raiky io. Namborindreo mitovy amizany avao koa gne sasany, nofihiny gne sasany da novonoiny gne marobe hafa koa.

1
12/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Mbola mana olo raiky hirahy izy, da zanaky malala. Izy gne farany nalefa tagny amindreo. Hoy izy se: " Mba hagnaja gne zanako lahy indreo."\v 7 Nefa efa nifampijaka gnempamboly voloboky hoe: " Ity gne mpandova. Malaky, andasika ho vonointsika izy, da azontsika gne lova."

1
12/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nosamborindreo izy, da novonoiny, da natorakiny tagny abadiky ny tanim-oaloboky.\v 9 Da ino moa zany gne amboariny gne tompny e tanim-boloboky? ho avy da handrignagy gnempamboly voaloboky da hagnome e tanim-boaloboky ho an'olokafa

1
12/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Tsy novakinareo me ity Soratra Masina ity? Gne vato izay halany gne mpanaga-tragno, gne agnamboara tsangambato. \v 11 Avy tame Zagnahary izany, ary da mahagaga eo agnoloantsika." \v 12 Nitady hevitry hanamboragny an'i Jesosy endreo, nefa natahotry gne vahoaky, satria fatandreo fa indesy hanohera andreo gne nizakany an'igny fagnohara igny. Da napetrakindreo izy ary da lasa nadeha indreo.

1
12/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 nagniraky gne Fariseo sy gne Herodiana sasany handeha Aminazy mba hamandriky Anazy ame zaka indreo.\v 14 Raha avy tagny indreo, da hoy indreo taminazy se: " ô ramose, fantanay fa tsy miraharaha gne hevitr' olo enao, da tsy magnisy fagnavakavahagny ame olo. Mpampianatra marigny e lalan'Andriamanitra Enao. Ara-dalagny me sa tsy ara-dalagny gne mandoa hetra amy Kaisara ? Tokony handoa hetra iaysatsy mandoa ?" \v 15 Fantan'i Jesosy gne fiatsarambelatsihindreo da nizaka taimndreo hoe: "Nagnino enareo me mitsapa Enahy ? Indeso vola denaria raiky Iaho mba hagniteko enazy."

1
12/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Da nitondrasandreo vola raiky i Jesosy. Da hoy Izy tamindreo se:" Sary sy soratrinia gne mipetaky aminazy ty?" Da hoy indreo: " An'i Kaisara." \v 17 Hoy Jesosy se :" Omeo an'i Kaisara gnan'i Kaisara, da omeo an'Andriamanitra gn'Anandriamanitra." Da gaga taminazy indreo.

1
12/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Avy eo gne Sodoseo, izay mizaka fa tsy misy e fitsangana ame maty, da avy teo Aminazy. Nagnotany Enazy indreo, nagnano hoe:" \v 19 ô Ramose, nanoratra akô izao taminay i Mosesy hoe:' Raha maty gne rahalahiny gne lehilahy raiky, da nagnapetraky vady izy, nefa tsy managn'anaky , da tokony hatao vady lova izy, da hana taranaky ho any gne rahalahiny .'

1
12/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Nisy Fito mirahalahy; nanambady e raiky voalohany da maty, tsy nagnapetraky taranaky .\v 21 Aviteo nagnakatry anazy gne faharoy da maty, tsy nagnapetraky taranaky , da mitovy amizay avaokoa gne fahatelo.\v 22 Tsy nisy nagnapetraky taranaky indreo fito. Gne viavy e maty farany.\v 23 Ame fitsangana ame maty, raha hitsanga indraiky indreo, da ho vadinia izy? satria samby nanambady enazy aby indreo fito mirahalahy."

1
12/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Da hoy Jesosy Hoe: " Tsy izany moa gne mahatonga anreo diso hevitry ,satria tsy fantatrareo na gne Soratra Masina na gne herin'Andriamanitra? \v 25 Satria satria raha mitsanga ame maty indreo, da tsy hanambady na halefa handeha hanambady, mivadiky mitovy ame anjely andagnitry.

1
12/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Fa mikasiky gne fitsanganan'e tegna ame maty, tsy novakinareo me gnao ame bokin'i Mosesy, ao ame andala mikasiky gne voandroy, gne nizakan'Andriamanitra taminazy da nizakany hoe:' Iao gne Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanit'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba'?\v 27 Izy da tsy Zagnahariny gne maty, fa an'e velo. Somary diso hevitry enareo.

1
12/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Nisy raiky tame mpanora-dalàna nagnato da nahare gne zakandreo; hitany fa voavalin'i Jesosy tsara indero. Ary nagnotany Enazy izy hoe:" Ino gne didy tena zakabe amin-izy agnaby?"\v 29 Jesosy namaly hoe:" Gne zakabe da gne hoe:' Mitenoma,gne Tompo Andriamanitsika, ry Israely ,raiky gne Zagnahary.\v 30 Tsy maintsy mitia gne Tompo Andriamanitrao ame fonao agnaby anao, ame fagnahinao agnaby, ame sainao agnaby, sy ame herinao agnaby.'\v 31 Ity gne didy faharoy:' Tsy maintsy mitia gne namanao mitovy ame tegnanao enao.' Tsy misy didy hafa zakabe mihotry anio."

1
12/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Hoy gne mpanora-dalàna hoe: " Da tsara izany Ramose! Nozakainao marina fa Andriamanitra da Raiky, ary tsy agny koa hafa fa Izy avao.\v 33 Ary gne mitia Enazy ame fo agnaby sy ame say agnaby sy gne hery agnaby, da gne mitia e nama mitovy ame tegnany, da tsara lavitry miôtry gne raha atery ho doroa sy gne soro agnaby." \v 34 Raha hitan'i Jesosy fa nagnome valin-jaka marigny izy, da nijaka taminazy Izy hoe: " Tsy lavitry gne fanjakan'Andriamanitra enao." Ary tafaran'izany da tsy nisy olo nasahy nagnapetraky fagnotania tamin'i Jesosy esanaky.

1
12/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Namaly jesosy, raha nampianatry tao ame tempoly izy ,da hoy izy hoe:akoinga me gne izakany mpanoran_dalana fa zanak'i kristy i Davida? \v 36 Davida tegnany tame fanaimasina 'nagnano hoe: "ny tompo nizaka nizaka taminazy tompoko hoe : mipetraha eo atagna akavanako ,mandrampagnamboarako gne fimpetraky gne tomboky \v 37 .Davida tegneny gne nangeky anazy oe :tompo ,ka akoinga gne maha zanak'i Davida an'i Kristy ? niteno en'azy ampifalia gne vaoka maro be .

1
12/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Tame fampenaran'i Jesosy da nizaka oe:mitandrema ame mpagnara_dalana ,izay tia mandeandea ame akazo lava \v 39 ary tiandreo gne fiaraba azondreo egny atsena ary tiandreo gne mahazo e seza voalohany agny ame senagagasy e toera voaloany agny ame fety \v 40 .Ho mandrava e tragnondreo mpitondra tegna indreo ,ary magnano vavaka lava be mba ho hitan'olo. Io lalah io da ahazo fagnadisoa zakabe .

1
12/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Avy teo i jesosy nidoboky nifakahitsy gne vatan_drakotra tao ame faritra ne tempoly ,nagnety gnolo mpandatsaky tao ame vatan_drakotry .Mpanakarena maro gne nandatsaka vola be tao. \v 42 Da nisy viavy mahatra mpivatotry raiky avy nandatsaka farantsakely roy ,izay kidy variroavety ampitovizy ame iraimbilaza .

1
12/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Da nangiandreo gne mpianatrin'ny ary hoy izy tamin_dreo oe: zakaiko aminareo marigny dato ,fa ity viavy mahatra mitondran-tegna ity gne mandatsaka maro ame gn'olo , izay nandatsaka vola tao ame vatandrakotry \v 44 . Satria gne maro da nagnome tame fanagnamben_dreo .Fa ity mpitondra tegna ity ,tame fahatrany ,da nandatsaka e volan'ny agnaby izay tokony hivelomany tao .

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
toko faha 12

View File

@ -28,7 +28,8 @@
"MAD132",
"MAD133",
"MAD136",
"MAD134"
"MAD134",
"MAD135"
],
"source_translations": [
{
@ -261,6 +262,59 @@
"04-33",
"04-35",
"04-38",
"04-40"
"04-40",
"03-28",
"10-20",
"10-23",
"10-26",
"10-29",
"10-32",
"10-01",
"10-05",
"10-07",
"10-10",
"10-35",
"10-38",
"10-17",
"10-15",
"10-13",
"10-41",
"10-43",
"10-46",
"10-49",
"10-51",
"12-04",
"12-06",
"12-08",
"12-10",
"12-16",
"12-20",
"12-24",
"12-28",
"12-32",
"12-43",
"03-31",
"03-33",
"12-01",
"12-13",
"12-18",
"12-26",
"12-35",
"12-38",
"12-41",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-07",
"03-09",
"03-11",
"03-13",
"03-17",
"03-20",
"03-23",
"03-26",
"03-title",
"10-title",
"12-title"
]
}