Fri Jan 24 2020 15:37:40 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:37:40 -05:00
commit 98d94c3ed6
48 changed files with 96 additions and 2 deletions

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nanomboky nampianatry tamoron-dranomasy izy, da nisy vahoaky nivory nagnodidiny anazy. Nisy sambo kidy tan-dranomasy ka niditry tamign'ao izy ka nidoboky. E vahoaky kosa nijanogny nagnodidiny anazy tan-dranomasy evao.\v 2 Ka tame alalagne fagnoara e nampiseony gne fampianarany, ka izao e ra nozakainy.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Tenomy, nisy mpamafy handeha hamafy voa. \v 4 Namafy izy, da nisy voa sasany very tame lala, da avy ireo voro nihina anazy. \v 5 Ny voa sasany very tame vatovato, izay tsy nisy tany firy. Tonga da nitsiry avy hatrany izy ireny satria tsy laly e tany nisy anazy.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa refa niboaky e masoandro, da nalazo izy ireo, tsy nisy vatriny izy ireo, da maigny. \v 7 Gne voa hafa niraraky tame fatsy . Nitombo ireo fatsy ireo da nipitsa anazy, ka tsy namoa voa esana.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Gne voa hafa niraraky tame tany tsara da namokatry teo amboaloany da nitombo isa, e sasany nitombo avo telopolo heny, e sasany enimpolo, e sasany zato. '' \v 9 Avy teo da hoy izy sé: ''Izay mana tadigny indesy miteno, da aoka izy hiteno!''

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Reha i Jesosy raiky, da nagnotany Enazy momba io fagnoara io indreo akeky enazy sy gne mpianatry roambonifolo. \v 11 Hoy Izy tam'indreo hoe : '' Ho anareo e nagnomeza e raha mifinin' e fanjakan' Andriamanitry. Fa ho andreo ambadika da fagnoara avao, \v 12 mba ame fotoa agnitendreo, eka agnety indreo, fa tsy ahita, ary mba ame fotoa hitenomandreo,eka ahare indreo, nefa tsy hafatatry izany, na koa ra hiodina indreo da hamindra fo amin-dreo Andriamanitry.''

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ary hoy izy tamin-dreo hoe: ''Tsy azonareo me iza fagnoara izany? Akongaia iza gne azahoanareo gne fagnoara hafa agnaby? \v 14 E mpamboly namafy izay mamafy e voa da gne riaiky izay mamafy e zaka. \v 15 Itoa gne niraraky an-dala, namafaza e zaka, fa raha rendreo iza, da avy lahatagny Satana ary nangalatry e zaka izay voafafy tam'indreo.

1
04/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Itoa gne voafafy tame tany feno vatovato, iza, ra nahare e zaka, da nandray izà tamimpifalia. \v 17 Tsy misy vahatriny amizany indreo, fa maharitry fotoa fo avao. Da tonga e fahoria na gne fagniagna noho ne zaka, ka avy da lavo indreo.

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Gn'afa akotrign'e voavafy tame tany feno fatsy. Ren-dreo e zaka,\v 19 fa gne fagnan'izao tontolo izao, gne famitahany gn'arena, sy gne fampesa e raha hafa da tafiditry ka mipitsa e zaka, ka sy managnisiky vokatry iza. \v 20 Fa io gne vôfafy tame tany tsara da gne izay mahare e zaka ary mandray iza, da nanagnishiky vokatry indreo telopolo, enimpolo, na ambonin'e zato henin'izay nafafy."

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Jesosy nizaka tam'indreo hoe : "Izy me ka hindesinao andragno gne jiro mba ho ao ambany Aro, na ambany farafara? Indeshinao miditry iza da aninao ambony fagnisè-jiro.\v 22 Fa tsy misy raha mifiny izay tsy ho fatatry, ary tsy misy tsiambaratelo izay tsy hizotso. \v 23 Ra misy mana sofina indesy miteno, apetray izy hiteno!''.

1
04/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Hoy izy tam'indreo hoe: '' Mitandrema ame zaka izay renareo, fa arakaraky gne ohatry agnoaranareo avao, gne agnoaranareo, ary ho apia aminareo iza. \v 25 Satria na ia na ia mana, da omegny maro kokoa izy, ary na ia na ia tsy mana, na izay anagnany aza ho alana aminazy.''

1
04/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26Ary hoy Izy koa hoe : '' Gne Fanjakan'Andriamanitry da mitovy ame gn'olo raiky mamafy e voany ame tany. \v 27 Matory izy amin'ny ariva ary mifoa ame marandray,ary e voa moa da naniry tsara, fa tsy fantany hoe akoingaia. \v 28 Gne tany da mamokatry ame tegnany avao : volohany gne rantsany, avy eo e taony, avy teo e voa antitry ame taony. \v 29 Ka raha antitry e voa da avy hatrany izy da handefa fihila, fa efa avy e fotoa fihila.

1
04/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Ary hoy indraiky izy nagnano hoe : '' Ino gne azontsika ampitovy e fanjakan'Andriamanitra, na ino gne fagnoara apesaitsika hagnazava izany? \v 31 Izany da mitovy e vahazo izay, raha hafafy, da izy e voa kidy indrindra ambon'ny tany. \v 32 Nefa rehefa voafafy iza, da mitombo ka lasa zakabe nohon'ny gne hazo agnaby, mamoa gne rantsany zakabe, ka ahazoan'e voro amboara tragno gn'amin'ny halotriny.''

1
04/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Ka fagnoara maro akoiza e nagnambarany e zaka tam'indreo, araky izay fahazoandreo enazy, \v 34 ary tsy nizaka tam'indreo hafa-tsy tame fagnoara Izy.Kanefa raha izy raiky, da nazavainy tamin'ireo mpianatriny manokana gne raha agnaby.

1
04/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Tamin'izany andro izany, rehefa gn'hariva, da hoy Izy tamindreo hoe : '' andeha isaka egny agnilany". \v 36 Ka nisitaky teo aminareo vahoaka indreo, ninday an'i Jesosy niaraky am'indreo, raha igny Izy tao agnaty sambo kidy igny. Nisy sambo kidy sambo hafa taminazy. \v 37 Avy teo nisy tafio-drivotry be ary gniso nanakotry e sambo kidy ka saika feno rano e sambo kidy.

1
04/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38Ary i Jesosy raiky e natory tao ambony sambo kidy tambonin'e gnonda. Nofoazindreo Izy, nizaka hoe : ''Ramose o, tsy mapagnino Enao me raha ho faty etoa isika?'' \v 39 Ary nifoa Izy, da nizaka mafy tame rivotry, ary nazaka tame ranomasy hoe: '' Mijanogna! megnena!'' Ary nijanogny e rivotry ka nisy filamina be.''

1
04/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Ary hoy Izy tam'indreo hoe : '' Nagnino anareo e malia? Mbola tsy manampinoa avao me enareo?'' \v 41 feno fangorohoroa indreo ka nifampizaka hoe : '' Ia lotry ity, fa na gne rivotry sy gne ranomasy aza magneky Enazy?''

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
.

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tamiza andro za, da nisy olo marobe teo, ary tsy nanasakafo hoanina. Da nangaiky e mpianatr'i Jesosy ka nizaka tamindreo hoe: '' \v 2 Mampalahelo anahy itoa olo itoa, satria efa telo andro indreo e nanohy magnaraky anahy ka tsy manasakafo. \v 3 Raha ampandeanako any andragnon'ny tsy misy sakafo. Da mety ho mimia andala. Ny sasany amindreo da avy any tana-lavitra. \v 4 Namaly andreo mpianatra ao hoe : '' Aiza no hahazoantsika mofo ampy hahavoky an'itoa vahoaka itoa, ety an-tany tsy misy akohoizao?

1
08/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Nagnotany andreo izy hoe : ''Firy e mofo anagnanareo?'' Hoy indreo ''Fito''. \v 6 Nibaiko ny olona mba hipetraka amin'ny tany izy. Nalainy e mofo fito, da nivavaka izy, ary nanapaka indreo. Nomen'ny ny mpianatrin'ny izany ma ho zaraina ame vahoaka ary navelandreo teo anatrehan'ny vahoaka izany.

1
08/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ary mbola nanana vily kidy koa indreo, ka rehefa avy nivavaka andreo izy, da nibaiko andreo mpianatran'ny mba hagnome an'izany koa izy. \v 8 Da nihina indreo da voky, ary nalaindreo ny sisasisa tavela, ka nahafeno aro fito zakabe. \v 9 Eo eo eho efatra arivo eho e olo tamin'izany. Aveo da nampandehanany mody indreo. \v 10 Avy da nimpitiky tamin'ny sambokidy niaraka tame mpianatrin'izy, ary nandeha agny ame faritra Dalmanota indreo.

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Da nizotso ireo fariseo ary nanomboka ny nama taminy. Mitadia fahafatarana avy any an-danitra tamindreo, mba hitsapaha andreo. \v 12 Nisento laly ame fagnahany izy ary nizaka hoe : '' Nagnino toa mitady famantara ity taranaka ity.'' \v 13 Avy eo da niala an'izany indreo, nipitiky ame sambo indraiky koa, ary niala lavitra ho eny ampita.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary adignon'ny mpianatra e ninday mofo niaraka tamindreo. Tsy nanana mihoatra e raiky indreo tao agnaty sambo. \v 15 Da nampitandrina andreo izy ka nizaka hoe : '' Miambena ary mitandrema ame ahafatsehandreo fariseo sy ny ahafetsehan'i Heroda anareo.''

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Da nifagnotany tegna e mpianatra hoe : '' noho itsika tsy mana mofo iza.'' \v 17 Fantatr'i Jesosy iza ary hoy izy tamindreo hoe : '' nahoa no ame tsy fanagna mofo e fisainanareo.'' Mbola tsy azonareo sa? Mbola tsy takatranareo sa? Nanjary bado e fonareo sa?

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Mana maso anareo sa, fa tsy mahita sa? Manan-sofy anareo, fa tsy mahare sa? Tsy tadidinareo sa? \v 19 Rehefa nanapaka e mofo dimy ho an'ny dimy arivo iaho, da aro feno tsikidikidy mofo e nalagnonareo?'' Hoy indreo taminy hoe : '' Roambinifolo ''

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Rehefa nanapaka e mofo fito ho ane olo efatr'arivo iaho, firy aro e ambiny nalagnonareo?'' Hoy indreo taminy se : '' Fito ''. \v 21 Ary hoy izy koa se '' Mbola tsy takatranareo koa sa?''

1
08/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Avy tagny Betsaida indreo. Ary nisy zamba raiky netin'olo taminazy ary niangavindreo i Jesosy mba hikasika anazy. \v 23 Nindesin'i Jesosy tame tagnany e jamba ary nitarika azy izotso e tana. Rehefa nandrora teo ame masony izy ary nametraka e tagnany teo aminy. Da nagnotany azy izy hoe : '' Mahita raha anao sa?''

1
08/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Da nitroatra izy, ka nizaka hoe : '' Mahita olo mitovy ame hazo mandehandeha iaho.'' \v 25 Napetrakan'i Jesosy teo ame masony indraiky e tagnany, ary nahita masony raha lehilahy, da niverigny tame laoniny e fahitany, ary nahita mazava tsara e raha aby izy.\v 26 Da nampandeanin'i Jesosy mody izy ary nozakainy hoe : '' Ka miditra ao an-tana.''

1
08/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Nandeha nijotso i Jesosy sy e mpianatrin'ny agny ame tanan'i Kaisaria Filipo. Egny an-dala da nagnotan'ny andreo mpianatrin'izy hoe : '' Hoanin'olo ho aia iaha sa?'' \v 28 Namaly anazy indreo ka nizaka hoe : '' Jaona mpagnano batisa. E! Hafaka mizaka hoe : '' Elia, ary e hafa hoe : raiky aminareo mpaminagny.''

1
08/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Nagnotany andreo izy hoe : '' Fa anareo sa magnano anaha aniza?'' Da namaly azy i Petera hoe : ''Anao i Kristy.'' \v 30 Nampitandrina andreo i Jesosy tsy hizaka e momba azy na amin'iza na amin'iza.

1
08/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Nanomboka nampianatra andreo izy fa tsy maintsy hijaly e zanak'olo, ary tsy hekeny loholona sy ireo lohan'ny mpisorona ary mpanoratra lalàna, ary ho vanoy, ka hitsanga ame maty afaka telo andro. \v 32 Nozakainy mazava tsara izany. Avy teo da nangian'i Petera nangingihy i Jesosy ka nanomboka nizaka mafy anazy.

1
08/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Nefa nitodika i Jesosy da nagnety ireo mpianatrin'ny ary avy eo da nizaka mafy an'i Petera ka nagnano hoe : '' Misihitaha lavitry anahy agny, e satana! tsy mba mandinika e rahan' Andriamanitra anao, fa e raha nolo''. \v 34 Avy teo da nangaiky e vahoaka sy e mpianatrin'ny niaraka izy, ary hoy izy tamindreo hoe : ''Raha misy tia agnaraky anahy, da tsy maintsy mandà e! tegnany izy, mangala e! hazo fijalia, ary magnaraka anahy!

1
08/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Na iza na iza tia hamonjy e ainy hahavery izany, ary izay mahavery e ainy mihoatra e aminahy sy e filazatsara, da hahavonjy izany. \v 36 Fa ino anefa e tombotsoa azogne olo raiky, raha mahazo an'izao tontolo izao, ary avy teo da very e ahigny? \v 37 Ino e afaka ome e olo raiky ho takalogne ainy?

1
08/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Na iza na iza megnatra anahy sy e zakako eto amitoa taranaka mijangajanga sy magnota itiky, da ho megnatry anazy koa e zanak'olo rehetra avy ao ame voninahitrin'ny Rainy miaraka amin'ireo anjely masina izy.''

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ka raha niala teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, da nizaka tame raiky tamin-dreo mpianatrin'ny hoe : '' Mpampianatra ô, hiteo e! Hahatsaran'ny vato sy gne hatsaran'ny rafitra!'' \v 2 Hoy izy taminy hoe : '' Hitanao sa itoa rafitra zakabe itoa?'' Tsy hapetraky hisy vato raiky hifanongoa eo ka tsy ho rebaky.

1
13/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ka raha nipetraka teo ame tendrimbohitr'oliva tandrify e! Tempoly izy, da nagnotany azy mangihingihy i Petera, Jakoba, Jaona sy Andrea hoe : '' \v 4 Zakay aminay, raha ovia gne hitranga iza raha rehetra iza? Ino gne hamantara rehefa hitranga io raha io sa?''

1
13/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ka i Jesosy nanomboky nizaka andreo hoe : ''Mitandrema mba tsy hisy loza hampy heliky lalà anareo. \v 6 Fa maro gne ho avy ame agnarakosy hizaka hoe : '' Izao gne izy, ka maro gne ho voafitaky.

1
13/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Rehefa mahare ady sy resaka be momba gne ady anareo, da aza magnà tsy maintsy hitranga ireo, fa tsy mbola izay e farany. \v 8 Fa hisy firenena hitsanga handrebaky firenena, ka hisy fanjakà handrebaky fanjakà. Ary hisy horohoron-tany ame toera maro, sady hisy mosary koa. Iza gne nanomboan'ē fahorian'ē fiteraha

1
13/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Mitandrema anareo. Ho atolon-dreo ame Synedriona anareo, ka ho fihy ao ame synagoga. Hitsanga aloandreo mpanapaka sy ireo mpajaka noho gne amina anareo, ho vavolombelo amin-dreo. \v 10 Fa gne filazantsara da tsy maintsy ho ambara agny ame firenena rehetra aloha.

1
13/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Rehefa manambôtry sy magnome anareo izy, da aza magnà gne amezay tokony ho zakainareo. Fa ame lera igny, da home anareo gne tokony ho zakainareo; tsy anareo koa gne agnambara, fa gne fagnahy masina. \v 12 Ny rahalahy hagnome gne rahalan'ny gno faty, ka gne Ray agnome è! Zanany. Gne zanaka hitsanga hanohitry gne ray aman-dreny ka hahafaty andreo. \v 13 Ho lalanè olo aby anareo noho nè agnarako. Fa na iza iza mahadigny hatramē farany, da ho voavonjy, iza e olo iza.

1
13/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa raha hitanareo mitsanga eo ame tsy tokony hitsangana gne tsivadivadinè fandrava ( aoka hisaignyizay mamaky), da aoka izay avy agny Jodia rehetra hilefa egny ame tendrim-bohitra, \v 15 izay ao amboninè tafi-tragno aoka tsy hihidigny ao andragno na hagnazotso raha avy ao amizany, \v 16 ary izay agny ankoraky aika tsy hipody gne lambany.

1
13/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Lozan-dreo viavy bevoky sy mampinono amiza andro zà! \v 18 Mivavaha anareo mba tsy ho ame meriky gn'andro gne hiboanizà. \v 19 Fa hisy fahoria be, ka tsy mbola misy hatramē voalohany, rehefa nagnamboatry an'izao tontolo izao gne Andriamanitry, da mandrak'amizao, tsia, ka mandrakizay da tsy hisy koa izà. \v 20 Ka raha tsy hoe nidilavan'ny Tompo iza andro iza, da tsy hisy ē! ahy ho voarombaky. Fa avy ame olo-voafidy, izay nifidihy, da nangala ē! isan'izà andro zà.

1
13/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Ka raha misy olo mizaka aminareo hoe : Hiteo, aty i Kristy!'' Na koa hoe : '' Hiteo eriky izy! da ka mino anizà. \v 22 Fa hisy Kristy sandoky sy mpaminagny sandoky ka agnaboaky famantara sy fahagaga, mba hamitaha, na gne olo voafidy aza, raha azo atao. \v 23 Miambena! Efa voazakako taminareo mialoha gne fiboan'ireo raha rehetra ireo.

1
13/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Kanefa afarany gne fahorian'ireo andro ireo, da hiamizy gne masoandro, ka ē! vola tsy ho balaky, \v 25 ka ireo kitana horaraky avy egny ame lagnitry, ary ireo tazaky izay ao andagnitry gno hizikizeze. \v 26 Ka ho hitan-dreo gne zanak'olo avy egny ame mika ame tazaka zakabe sy fahefa. \v 27 Ary agniraky gne anjeliny izy ka handagno miaraka indreo olo-voafidy avy agny ame vazan-tany efatry, avy agny ame farany ē! tany ka hatragny ame faranē! lagnitry.

1
13/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Mangala lesona avy ame hazonē! viavy. Raha vao mandrakotry sy manamboatra gne sapany, da fatatrinareo fa akaiky ē! voalon-tao. \v 29 Akô izany koa, raha vao hitanareo miboaka izany raha rehetra izany, da fatanareo fa efa akaiky izy, marihiny gne varangara.

1
13/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Zakaiko aminareo, marina koa, ity taranaka ity da tsy ho lany ritry mandram-piboan'izany raha rehetra izany. \v 31 Ho mizy gne lanitry sy nē! tany, fa gne zakako koa tsy ho faty mandrakizay. \v 32 Fa gne mahakasiky anizà andro na lera zany, da tsy misy mahafatatry, na da io anjely andagnitry io aza, na gne zanaka, fa gne Ray avao.

1
13/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Mitandrema! Miambena, satria tsy fatanareo gne lerà. ( Fagnamariana : ireo hafahefany taloha da hoe : Mitandrema! miambena ary mivavaha, satria ...). \v 34 Iza da mitovy ame lelahy raiky handea lavitra niala gne tragnony izy ka indreo mpanompony gne nizakan'ny hiandraikitra gne tragnony, samy ame raharahany aby, ary nibaikogne mpiamby izy mba tsaha hatory.

1
13/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Ka miambena, satria tsy fatanareo hoe rahovia gno ho avy gne tompon-tragno; mety ho ame ariva izany, na ame sasak'aly, na magnano akoho, na maraindray. \v 36 Fa raha avy tampoky izy, da ka avela haita anareo matory izy. \v 37 Izay zakaiko aminareo da zakaiko ame olo aby evakoa : '' Miambena!''

View File

@ -27,7 +27,8 @@
"translators": [
"MAD132",
"MAD133",
"MAD136"
"MAD136",
"MAD134"
],
"source_translations": [
{
@ -214,6 +215,52 @@
"15-33",
"15-36",
"15-39",
"15-45"
"15-45",
"08-01",
"08-05",
"08-07",
"08-11",
"08-14",
"08-16",
"08-18",
"08-20",
"08-22",
"08-24",
"08-27",
"08-29",
"08-31",
"08-33",
"08-35",
"08-38",
"13-01",
"13-03",
"13-05",
"13-07",
"13-09",
"13-11",
"13-14",
"13-17",
"13-21",
"13-24",
"13-28",
"13-30",
"13-33",
"13-35",
"04-01",
"04-03",
"04-06",
"04-08",
"04-10",
"04-13",
"04-16",
"04-18",
"04-21",
"04-24",
"04-26",
"04-30",
"04-33",
"04-35",
"04-38",
"04-40"
]
}