1 line
434 B
Plaintext
1 line
434 B
Plaintext
Ary da hamaly koa indreo ka nizáka hoe:' Tompo! Ovia iahay gne nahita Anao mosarè, na te-hindragno, na nivahiny, na nikozy, na narary, na tany am-ponja, ka tsy nagnompo Anao? Ary Izy hamaly andreo ka hizaka hoe: ' Zakaiko marina aminareo, fa izay tsy nataonareo tamin'iray tamin'ireo madiniky ireo, da tsy nanindr tamiko.'Indreo da halefa ho any amin'ny fanasaziana mandrakizay fa indreo marina kosa ao amè fiaigna mandrakizay." |