tkg_mat_text_reg/25/44.txt

1 line
434 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-04 08:10:01 +00:00
Ary da hamaly koa indreo ka nizáka hoe:' Tompo! Ovia iahay gne nahita Anao mosarè, na te-hindragno, na nivahiny, na nikozy, na narary, na tany am-ponja, ka tsy nagnompo Anao? Ary Izy hamaly andreo ka hizaka hoe: ' Zakaiko marina aminareo, fa izay tsy nataonareo tamin'iray tamin'ireo madiniky ireo, da tsy nanindr tamiko.'Indreo da halefa ho any amin'ny fanasaziana mandrakizay fa indreo marina kosa ao amè fiaigna mandrakizay."