auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-31 12:21:04 -05:00 committed by root
parent 419ed42d4e
commit e3b84f07e3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy eo nagnato Anazy gne mpianatr'i Jaona ka nizaka hoe: ''Nagnino iahay sy ireo Fariseo no mifady hany matetiky, fa gne mpianatrao da tsy mifady?'' Hoy Jesosy tamindreo hoe: ''Mety alahelo gne havanigne mpmpakatra, raha mbola miaraky eo amindreo gne mpampakatry? Fa ho avy gn'andro angala gne mpampakatra eo amindreo, da am'izay indreo va hifady haniny.
\v 14 Avy eo nagnato Anazy gne mpianatr'i Jaona ka nizaka hoe: ''Nagnino iahay sy ireo Fariseo no mifady hany matetiky, fa gne mpianatrao da tsy mifady?'' \v 15 Hoy Jesosy tamindreo hoe: ''Mety alahelo gne havanigne mpmpakatra, raha mbola miaraky eo amindreo gne mpampakatry? Fa ho avy gn'andro angala gne mpampakatra eo amindreo, da am'izay indreo va hifady haniny.