diff --git a/09/14.txt b/09/14.txt index dbc5db7..3d0e51a 100644 --- a/09/14.txt +++ b/09/14.txt @@ -1 +1 @@ -Avy eo nagnato Anazy gne mpianatr'i Jaona ka nizaka hoe: ''Nagnino iahay sy ireo Fariseo no mifady hany matetiky, fa gne mpianatrao da tsy mifady?'' Hoy Jesosy tamindreo hoe: ''Mety alahelo gne havanigne mpmpakatra, raha mbola miaraky eo amindreo gne mpampakatry? Fa ho avy gn'andro angala gne mpampakatra eo amindreo, da am'izay indreo va hifady haniny. \ No newline at end of file +\v 14 Avy eo nagnato Anazy gne mpianatr'i Jaona ka nizaka hoe: ''Nagnino iahay sy ireo Fariseo no mifady hany matetiky, fa gne mpianatrao da tsy mifady?'' \v 15 Hoy Jesosy tamindreo hoe: ''Mety alahelo gne havanigne mpmpakatra, raha mbola miaraky eo amindreo gne mpampakatry? Fa ho avy gn'andro angala gne mpampakatra eo amindreo, da am'izay indreo va hifady haniny. \ No newline at end of file