auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-03 22:58:10 -05:00 committed by root
parent ccd4683ea8
commit 4cf8cd27db
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'izà andro izà Jesosy nizàka tamè vahoaky hoe: " Avy miaraky amè sabatry sy langilangy hisambotry Anahy mitovy amè Jiolahy koa anareo? Isan'andro da nidoboky nampianatry teo amè tempoly Iao, fa tsy nosamborinareo. Fa izà rehetra izà da nitranga mba hahatanteraky izay voasoratr'ireo mpaminany." Avy teo da nandao Anazy ireo mpinat Tamin'izà andro izà Jesosy nizàka tamè vahoaky hoe: " Avy miaraky amè sabatry sy langilangy hisambotry Anahy mitovy amè Jiolahy koa anareo? Isan'andro da nidoboky nampianatry teo amè tempoly Iao, fa tsy nosamborinareo. Fa izà rehetra izà da nitranga mba hahatanteraky izay voasoratr'ireo mpaminany." Avy teo da nandao Anazy ireo mpinatry