diff --git a/26/55.txt b/26/55.txt index 9942f8a..344b6e8 100644 --- a/26/55.txt +++ b/26/55.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'izà andro izà Jesosy nizàka tamè vahoaky hoe: " Avy miaraky amè sabatry sy langilangy hisambotry Anahy mitovy amè Jiolahy koa anareo? Isan'andro da nidoboky nampianatry teo amè tempoly Iao, fa tsy nosamborinareo. Fa izà rehetra izà da nitranga mba hahatanteraky izay voasoratr'ireo mpaminany." Avy teo da nandao Anazy ireo mpinat \ No newline at end of file +Tamin'izà andro izà Jesosy nizàka tamè vahoaky hoe: " Avy miaraky amè sabatry sy langilangy hisambotry Anahy mitovy amè Jiolahy koa anareo? Isan'andro da nidoboky nampianatry teo amè tempoly Iao, fa tsy nosamborinareo. Fa izà rehetra izà da nitranga mba hahatanteraky izay voasoratr'ireo mpaminany." Avy teo da nandao Anazy ireo mpinatry \ No newline at end of file