auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-26 10:52:37 -05:00 committed by root
parent 01be1d5059
commit 2df98446cc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa lasa indreo, da nisy anjelin'ny Tompo niboda tam'i Josefa tamine gn'alalane nofo ary nizaka hoe: ''Miarena, indeso gne zaza sy gne reniny, ary milefa agny Egypte. Mipetra agny mandra-pizakako aminao, fa i Heroda da mitadia ilay zaza mba hamonoa anazy.'' Arivan'igny Josefa da nifoha ary ninday gne sy gne reniny ka nandeha agny Egypte. Nipetraka tagny izy mandrapahafatin'i Heroda. Izà da nagnatanteraky izay
Rehefa lasa indreo, da nisy anjelin'ny Tompo niboda tam'i Josefa tamine gn'alalane nofo ary nizaka hoe: ''Miarena, indeso gne zaza sy gne reniny, ary milefa agny Egypte. Mipetra agny mandra-pizakako aminao, fa i Heroda da mitadia ilay zaza mba hamonoa anazy.'' Arivan'igny Josefa da nifoha ary ninday gne sy gne reniny ka nandeha agny Egypte. Nipetraka tagny izy mandrapahafatin'i Heroda. Izà da nagnatanteraky izay nambarany gne Tompo tamign'alalanè mpaminany