auto save
This commit is contained in:
parent
6a3a4a26aa
commit
01be1d5059
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Rehefa lasa indreo, da nisy anjelin'ny Tompo niboda tam'i Josefa tamine gn'alalane nofo ary nizaka hoe: ''Miarena, indeso gne zaza sy gne reniny, ary milefa agny Egypte. Mipetra agny mandra-pizakako aminao, fa i Heroda da mitadia ilay zaza mba hamonoa anazy.'' Arivan'igny Josefa da nifoha ary ninday gne sy gne reniny ka nandeha agny Egypte. Nipetraka tagny izy mandrapahafatin'i Heroda
|
||||
Rehefa lasa indreo, da nisy anjelin'ny Tompo niboda tam'i Josefa tamine gn'alalane nofo ary nizaka hoe: ''Miarena, indeso gne zaza sy gne reniny, ary milefa agny Egypte. Mipetra agny mandra-pizakako aminao, fa i Heroda da mitadia ilay zaza mba hamonoa anazy.'' Arivan'igny Josefa da nifoha ary ninday gne sy gne reniny ka nandeha agny Egypte. Nipetraka tagny izy mandrapahafatin'i Heroda. Izà da nagnatanteraky izay
|
Loading…
Reference in New Issue