tkg_mat_text_reg/18/07.txt

1 line
424 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-01 21:16:35 +00:00
\v 7 Loza ho an'izao tontolo izao nohon'gne fahatafintohinana! fa tsy maintsy ho avy gne fahatafintohinana, nefa lozan'izay olo mahavy gne fahatafintohinana. \v 8 Ka raha gne tagnanao na gne tombonao manafintohina anao, tapay izy ka ario ho afaky aminao; fa tsara aminao gne hiditry kilemaina na mitongaitry any amè fiaigna mandrakizay nohon'gne mana tagna roy sy tomboky roy, nefa haria any amè afo mahadigny mandrakizay.