tkg_mat_text_reg/18/07.txt

1 line
401 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-01 21:16:35 +00:00
Loza ho an'izao tontolo izao nohon'gne fahatafintohinana! fa tsy maintsy ho avy gne fahatafintohinana, nefa lozan'izay olo mahavy gne fahatafintohinana. Ka raha gne tagnanao na gne tombonao manafintohina anao, tapay izy ka ario ho afaky aminao; fa tsara aminao gne hiditry kilemaina na mitongaitry any amè fiaigna mandrakizay nohon'gne mana tagna roy sy tomboky roy, nefa haria any amè afo mahadigny