auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-01 16:16:35 -05:00 committed by root
parent d301376d97
commit 12b25dc1cf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Loza ho an'izao tontolo izao nohon'gne fahatafintohinana! fa tsy maintsy ho avy gne fahatafintohinana, nefa lozan'izay olo mahavy gne fahatafintohinana. Ka raha gne tagnanao na gne tombonao manafintohina anao, tapay izy ka ario ho afaky aminao; fa tsara aminao gne hiditry kilemaina na mitongaitry any amè
Loza ho an'izao tontolo izao nohon'gne fahatafintohinana! fa tsy maintsy ho avy gne fahatafintohinana, nefa lozan'izay olo mahavy gne fahatafintohinana. Ka raha gne tagnanao na gne tombonao manafintohina anao, tapay izy ka ario ho afaky aminao; fa tsara aminao gne hiditry kilemaina na mitongaitry any amè fiaigna mandrakizay nohon'gne mana tagna roy sy tomboky roy, nefa haria any amè afo mahadigny