2020-01-29 16:40:29 +00:00
|
|
|
\v 19 Ka miopy gne harenanareo ety an-tany, raha ho simbanè kalalao sy harafesy io evao, ary hidiranigne mpangalatry an-keriny da hangalariny. \v 20 Fa koasa, opio gne harenareo agny an-dagnitry, izay tsy ho simbanigne kalalao sy harafesy, ary tsy idiranigne mpangalatry an-keriny ka angalariny. \v 21 Fa gne misy gne harenao, gn'ipetrahany gne fonao evakoa.
|