auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-29 11:40:29 -05:00 committed by root
parent 199f68cde3
commit 6c7908f5a2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka miopy gne harenanareo ety an-tany, raha ho simbanè kalalao sy harafesy io evao, ary hidiranigne mpangalatry an-keriny da hangalariny. Fa koasa, opio gne harenareo agny an-dagnitry, izay tsy ho simbanigne kalalao sy harafesy, ary tsy idiranigne mpangalatry an-keriny ka angalariny. Fa gne misy gne harenao, gn'ipetrahany gne fonao evakoa.
\v 19 Ka miopy gne harenanareo ety an-tany, raha ho simbanè kalalao sy harafesy io evao, ary hidiranigne mpangalatry an-keriny da hangalariny. \v 20 Fa koasa, opio gne harenareo agny an-dagnitry, izay tsy ho simbanigne kalalao sy harafesy, ary tsy idiranigne mpangalatry an-keriny ka angalariny. \v 21 Fa gne misy gne harenao, gn'ipetrahany gne fonao evakoa.