auto save
This commit is contained in:
parent
b30b4f6ae4
commit
1aa89d98da
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 35 i Jesosy nizaka mafy tame demony hoe: «ka mizaka koa fa melà!» laha natsipine demony ity lelah ty da hefefiky tagnelagnelandreo, da niala taminazy izy, ary tsy naparatry enazy. \v 36 Da gaga datò gn’olo aby, ary nanohy nikora è mikasiky enzà. Nizaka indreo hoe: «mba zaka akognaia lotry me iza? Bekoiny ame fahefaha sy hery gne fagnaha ratsy da miala». \v 37 noho izà da nanomboky niparitaky tame faritry magnodidy enazy gne lazany.
|
Loading…
Reference in New Issue