diff --git a/04/35.txt b/04/35.txt new file mode 100644 index 0000000..fddf9b3 --- /dev/null +++ b/04/35.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 35 i Jesosy nizaka mafy tame demony hoe: «ka mizaka koa fa melà!» laha natsipine demony ity lelah ty da hefefiky tagnelagnelandreo, da niala taminazy izy, ary tsy naparatry enazy. \v 36 Da gaga datò gn’olo aby, ary nanohy nikora è mikasiky enzà. Nizaka indreo hoe: «mba zaka akognaia lotry me iza? Bekoiny ame fahefaha sy hery gne fagnaha ratsy da miala». \v 37 noho izà da nanomboky niparitaky tame faritry magnodidy enazy gne lazany. \ No newline at end of file