2020-02-13 12:54:41 +00:00
|
|
|
\v 14 Rehefa avy gne fotoa, da nidoboky niaraky tamign'apostoly Izy.\v 15 Da nizaka tamindreo Izy hoe: "Nagniry mafy gne hihina ity Paska ity miaraky aminareo Iaho alohanigne hijaliako. \v 16 Fa zakaiko aminareo, tsy hihina ity etsanaky Iaho, mandra-pahatanterak'izà agny amigne fanjakan'Andriamanitry."
|