\v 14 Rehefa avy gne fotoa, da nidoboky niaraky tamign'apostoly Izy.\v 15 Da nizaka tamindreo Izy hoe: "Nagniry mafy gne hihina ity Paska ity miaraky aminareo Iaho alohanigne hijaliako. \v 16 Fa zakaiko aminareo, tsy hihina ity etsanaky Iaho, mandra-pahatanterak'izĂ  agny amigne fanjakan'Andriamanitry."