tkg_luk_text_reg/07/41.txt

1 line
434 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 10:59:33 +00:00
\v 41 I Jesosy nizaka hoe: «nisy mpampindram-bola nana mpitrosa roy lahy. Gne raiky da tokony andoa diman-jato denaria, gnane raiky dimam-polo. \v 42 Raha tsy afaky nagnefa enzà taminazy indreo da samby napetrany izy roy lahy. Noho izà, ia amizy roy lahy gne ho tia enazy kokoa? \v 43 I Simona namaly enazy ary nizaka hoe: «araky gne eritreritriko da gne nahafoizany be». Da hoy Jesosy taminazy se: «marigny gne fitsaranao».