\v 41 I Jesosy nizaka hoe: «nisy mpampindram-bola nana mpitrosa roy lahy. Gne raiky da tokony andoa diman-jato denaria, gnane raiky dimam-polo. \v 42 Raha tsy afaky nagnefa enzà taminazy indreo da samby napetrany izy roy lahy. Noho izà, ia am’izy roy lahy gne ho tia enazy kokoa? \v 43 I Simona namaly enazy ary nizaka hoe: «araky gne eritreritriko da gne nahafoizany be». Da hoy Jesosy taminazy se: «marigny gne fitsaranao».