2020-02-14 13:33:59 +00:00
|
|
|
\v 52 Jesosy nizaka tamigne lohanigne mpisorona, tamigne kapitenè tempoly, ary tamigne loholo izay avy nanohitry Anazy hoe: "Avy akoy gn'aninè hanambotry npangalatry me enareo, miaraky amign'antsy lava lela sy langilangy? \v 53 Tam'Iaho niaraky taminareo isan'andro tao an-tempoly, tsy nanambotry Anahy enareo. Fa izao gne oranareo, sy gne fahefane mizy."
|