tkg_luk_text_reg/22/52.txt

1 line
345 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-14 13:33:59 +00:00
Jesosy nizaka tamigne lohanigne mpisorona, tamigne kapitenè tempoly, ary tamigne loholo izay avy nanohitry Anazy hoe: "Avy akoy gn'aninè hanambotry npangalatry me enareo, miaraky amign'antsy lava lela sy langilangy? Tam'Iaho niaraky taminareo isan'andro tao an-tempoly, tsy nanambotry Anahy enareo. Fa izao gne oranareo, sy gne fahefane mizy."