tkg_luk_text_reg/11/21.txt

1 line
321 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-17 03:09:04 +00:00
\v 21 Fa laha ampy fitaova tsara gne fanaly lahy raiky miamby gne tragnony, da va-amby gnariany, \v 22 nefa laha misy lelah mahery amboniny, da ho alainizà lelah zà aby gne fitaovam-piadiany ary ho alainy aby gne fanagnany. \v 23 Izay tsy miray amnà da manohitry enà, ary izay tsy miray mivavaky amnà da misaraky.